Preface
Read
+
Publisher
Nainoia, Inc.
PO Box 462, Bellefonte, PA 16823
(814) 470-8028
Nainoia Inc, Publisher
LinkedIn/NAINOIA-INC
Third Party Publisher Resources
Request Custom Formatted Verses
Please contact us below
Submit your proposed corrections
I understand that the Aionian Bible republishes public domain and Creative Commons Bible texts and that volunteers may be needed to present the original text accurately. I also understand that apocryphal text is removed and most variant verse numbering is mapped to the English standard. I have entered my corrections under the verse(s) below. Proposed corrections to the Malagasy Bible 1865, Psalms Chapter 115 https://www.AionianBible.org/Bibles/Malagasy---Malagasy-Bible/Psalms/115 1) Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao. 2) Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny? 3) Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy. 4) Volafotsy sy volamena ny sampin’ ireny, Asan’ ny tanan’ olona: 5) Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita; 6) Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo: 7) Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany. 8) Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy. 9) Ry Isiraely ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy. 10) Ry taranak’ i Arona ô, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy. 11) Hianareo izay matahotra an’ i Jehovah, matokia an’ i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy. 12) Jehovah mahatsiaro ka mitahy antsika; Hitahy ny taranak’ i Isiraely Izy; Hitahy ny taranak’ i Arona Izy; 13) Hotahiny izay matahotra an’ i Jehovah, Na ny kely na ny lehibe. 14) Jehovah anie hampitombo anareo, Dia ianareo mbamin’ ny zanakareo. 15) Hitahy anareo anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany. 16) Ny lanitra dia an’ i Jehovah: fa ny tany nomeny ho an’ ny zanak’ olombelona. 17) Ny maty tsy mba hidera an’ i Jehovah. Na izay midìna any amin’ ny mangingina; 18) Fa izahay hisaotra an’ i Jehovah Hatramin’ izao ka ho mandrakizay. Haleloia. Additional comments?
Refresh Captcha
The world's first Holy Bible un-translation!