< Salamo 79 >

1 Salamo nataon’ i Asafa.
Nkunga Asafi. A Nzambi! Makanda mabulumukini kuika kiaku, Masumuna nzoꞌaku yinlongo, makitula Yelusalemi kunza ki matadi.
2 Ny fatin’ ny mpanomponao nomeny hohanin’ ny voro-manidina, ny nofon’ ny olonao masìna ho an’ ny bibidia;
Bavana zinitu zifua zi bisadi biaku banga bidia kuidi zinuni zi diyilu minsuni mi banlongo baku kuidi bibulu bi ntoto;
3 Ny ràny naidiny manodidina an’ i Jerosalema tahaka ny rano, ary tsy nisy handevina.
Batengudi menga banga nlangu mu yendila Yelusalemi ayi kusia monika ko mutu mu zika.
4 Tonga fandatsan’ ny namanay izahay, sady faneso sy fanakoran’ izay manodidina anay.
Tuyikidi bila ki lusembo kuidi bafikimini yeto; mvuezolo ayi kisekonono kuidi bobo batuzungididi.
5 Mandra-pahoviana, Jehovah ô, no hanontolo fo Hianao, ka hirehitra tahaka ny afo ny fahasaro-piaoronao?
Nate thangu mbi, a Yave? Wela fueminanga mu zithangu zioso e? Nate thangu mbi kiphala kiaku kiela leminanga banga mbazu e?
6 Aidino amin’ ny jentilisa izay tsy mahalala Anao ny fahatezeranao, sy amin’ ny fanjakana izay tsy miantso ny anaranao;
Dukula miangu miaku kuidi makanda momo masia kuzaba ko, kuidi bipfumu biobi kabi telanga ko dizina diaku.
7 Fa efa nandany an’ i Jakoba izy ireo sady nandrava ny fonenany.
Bila bameni dia Yakobi, ayi bamana tiolumuna tsi andi yikabutukila.
8 Aza tsarovana aminay ny heloky ny razanay; aoka ho avy faingana hitsena anay ny fiantrànao, fa reraka indrindra izahay.
Kadi kututangila masumu ma bakulu! Bika kiadi kiaku kiza nsualu kuidi beto bila tueka mu mabienga makambulu diana.
9 Vonjeo izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, noho ny voninahitry ny anaranao; ary afaho izahay, ka mamelà ny helokay, noho ny anaranao.
Wutusadila, a Nzambi Mvulusi eto mu diambu di nkembo wu dizina diaku! Wutukuidi ayi wutulemvukila masumu meto mu diambu di dizina diaku!
10 Nahoana ny jentilisa no hanao hoe: aiza izay Andriamaniny? aoka ho fantatra amin’ ny jentilisa eo imasonay ny famaliana ny ran’ ny mpanomponao izay nalatsaka.
Bila mbi makanda meti tubila: “Kuevi kuidi Nzambi e?” va ntuala meso meto, zabikisa va khatitsika makanda ti ngeyo weti vutula landi mu menga matenguka ma bisadi biaku,
11 Aoka ho tonga eo anatrehanao ny fisentoan’ ny mpifatotra; araka ny halehiben’ ny sandrinao dia arovy tsy ho faty ny zanaky ny fahafatesana.
Bika kunga ku batu badi mu nloko kutula va ntualꞌaku. Mu zingolo zi koko kuaku, tanina bobo bazengolo nkanu wu lufua.
12 Ary valio impito heny ho ao an-tratran’ ny mifanila fonenana aminay ny fanaratsiana izay nanaratsiany Anao, Tompo ô.
Vutudila mu zikhumbu tsambuadi bifingu bi bobo batufikimini; tsembolo yoyi bawobudila ngeyo Yave.
13 Fa izahay, olonao sy ondry fiandrinao, dia hisaotra Anao mandrakizay; hatramin’ ny taranaka fara mandimby no hilazanay ny fideràna Anao.
Buna beto batu baku, nkangu aku wu mamemi weti dikila; tuela kuzitisa mu zithangu zioso; mu tsungi ka tsungi, tuela yolukila minzitusu miaku.

< Salamo 79 >