< Salamo 49 >

1 Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ ny Koraïta. Salamo. Mandrenesa izao, ry firenena rehetra; mihainoa, ry mponina rehetra amin’ izao tontolo izao:
Komail kainok kan karos rong o dedeki, komail toun sap karos,
2 Na ny ambany, na ny ambony, na ny manan-karena, na ny malahelo.
Ir karos, aramas o saupeidi, ir karos me kapwapwa o samama kan!
3 Ny vavako hiteny fahendrena; ary ny fieritreretan’ ny foko dia fahalalana.
Au ai pan kaparok duen lolekong, o mongiong i duen lamalam pung.
4 Hanongilana ny sofiko hihaino oha-teny aho, ary hanonona teny saro-pantarina ampiarahiko amin-dokanga.
I pan kapaike dong salong ai lepen masan, o i pan kasaleda me rir akan ni ngil en arp.
5 Nahoana no hatahotra amin’ ny andro fahoriana aho, nony manodidina ahy ny haratsian’ ny mpamingana ahy,
Da me i en masak ni ran apwal akan, ma me sapung kan kapil ia pena,
6 Dia izay matoky ny hareny, Sy mirehareha amin’ ny haben’ ny fananany?
Me kin kaporoporeki ar dipisou o suaiki ar kapwa toto?
7 Tsy misy mahavotra ny rahalahiny akory, na mahazo manome an’ Andriamanitra izay avony,
Pwe sota me kak dorela ri a, de tomeki i ren Kot,
8 (Fa sarotra avotra ny ainy ka tsy azo atao mandrakizay),
(Pwe meid apwal, en dorela ngen ar; a sota pan pwaida kokolata).
9 Mba ho velona mandrakizay izy, ka tsy ho latsaka ao amin’ ny lavaka.
Pwen maur potopot o sota kilang sousou o.
10 Fa hita fa maty ihany ny olon-kendry; ary ny adala sy ny ketrina samy levona, ka mamela ny fananany ho an’ ny hafa.
Pwe a kin kilang, me lolekong kan kin mela dueta me pweipwei o iakalar akan, o re pan mueid ong amen ar dipisou kan.
11 Araka ny heviny dia ataony fa ho mandrakizay ny tranony, ary ny fonenany hahatratra ny taranaka fara mandimby; araka ny anarany no anononany ny taniny.
I me re kin peren kida, ma im arail pan duedueta, o deu’rail pan mimieta kokolata; o re konekon melel nin sappa.
12 Nefa na dia manana voninahitra aza ny olona, dia tsy maharitra izy; tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty izy.
Ari so, aramas me konekon sota kak mimieta ni mepukat, pwe a pan kokowei dueta man amen.
13 Izany no falehan’ ny olona adala; ary ny taranany mandimby azy mankasitraka ny teniny. (Sela)
Iet ar wiawia pukat meid pweipwei; ari so, kadaudok ar kin kapinga ki au arail. (Sela)
14 Tahaka ny fanangona ondry no fanangona azy any amin’ ny fiainan-tsi-hita; ny fahafatesana no mpiandry azy; ary hanapaka azy ny mahitsy nony maraina; ary ny bikany ho levona any amin’ ny fiainan-tsi-hita, ka tsy hisy fonenany. (Sheol h7585)
Re wonon nan wasan mela dueta pwin sip; mela kin kamanga ir; a me lelapok kan pan kaun irail da madang, o mom ar pan soredi, o re pan doo sang deu’rail, mimieta nan pweleko. (Sheol h7585)
15 Fa Andriamanitra kosa hamonjy ny aiko amin’ ny herin’ ny fiainan-tsi-hita, Satria handray ahy Izy. (Sela) (Sheol h7585)
A Kot pan kotin dorela ngen i sang nan mana en wasan mela, pwe a pan kotin sapwilimane kin ia. (Sela) (Sheol h7585)
16 Aza matahotra ianao, raha misy olona tonga manan-karena, ka mitombo ny voninahitry ny tranony;
Koe der puriamuiki, ma amen pan kapwapwala, o ma lingan en im a pan laudala.
17 Fa tsy hitondra na inona na inona izy, raha maty; tsy mba hidina hanaraka azy ny voninahiny.
Pwe a sota pan wala meakot ni a pan mela, o a lingan sota pan idauenla i.
18 Na dia miarahaba tena aza izy, raha mbola velona ― Fa hidera anao ny olona, raha manisy soa ny tenanao ianao ―
A kin insenemau kila peren en maur kaselel wet, o aramas kin kapinga ir, me kin apapwali pein ir eta ni maur et.
19 Dia hankany amin’ ny razany izy, tsy hahita ny mazava intsony mandrakizay ireny.
A pan idauen la sam a kan, ap solar kilang marain kokolata.
20 Izay olona manana voninahitra, nefa tsy manan-tsaina, dia tahaka ny biby izay samy tsy maintsy ho faty.
Ari, ma aramas amen indand mau, ap sota a lamalam, a pan kokowei dueta man amen.

< Salamo 49 >