< Salamo 134 >

1 Fihirana fiakarana. 2 Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah. 3 Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.

< Salamo 134 >