< Salamo 117 >

1 Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. 2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.

< Salamo 117 >