< Lioka 22 >

1 Ary efa mby akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay andro atao hoe Paska.
apara nca ki. nva"suunyapuupotsavasya kaala upasthite
2 Ary ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an’ i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy.
pradhaanayaajakaa adhyaayakaa"sca yathaa ta. m hantu. m "saknuvanti tathopaayaam ace. s.tanta kintu lokebhyo bibhyu. h|
3 Fa Satana niditra tao anatin’ i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, anankiray tamin’ ny roa ambin’ ny folo lahy;
etastin samaye dvaada"sa"si. sye. su ga. nita ii. skariyotiiyaruu. dhimaan yo yihuudaastasyaanta. hkara. na. m "saitaanaa"sritatvaat
4 dia nankao amin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny lehiben’ ny mpiambina izy ka niresaka taminy ny amin’ izay hamadihany an’ i Jesosy amin’ ireo.
sa gatvaa yathaa yii"su. m te. saa. m kare. su samarpayitu. m "saknoti tathaa mantra. naa. m pradhaanayaajakai. h senaapatibhi"sca saha cakaara|
5 Dia faly ireo ka nanaiky hanome vola azy.
tena te tu. s.taastasmai mudraa. m daatu. m pa. na. m cakru. h|
6 Ary nanaiky izy ka nitady izay andro hahazoany hamadika Azy amin’ ireo amin’ ny tsy misy olona.
tata. h so"ngiik. rtya yathaa lokaanaamagocare ta. m parakare. su samarpayitu. m "saknoti tathaavakaa"sa. m ce. s.titumaarebhe|
7 Ary tonga ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska.
atha ki. nva"suunyapuupotmavadine, arthaat yasmin dine nistaarotsavasya me. so hantavyastasmin dine
8 Ary Jesosy naniraka an’ i Petera sy Jaona ka nanao hoe: Mandehana, ka amboary ny Paska hohanintsika.
yii"su. h pitara. m yohana ncaahuuya jagaada, yuvaa. m gatvaasmaaka. m bhojanaartha. m nistaarotsavasya dravyaa. nyaasaadayata. m|
9 Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanamboaranay azy?
tadaa tau papracchatu. h kucaasaadayaavo bhavata. h kecchaa?
10 Dia hoy Izy taminy: Indro, raha miditra ao an-tanàna ianareo, dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin’ ny trano izay hidirany.
tadaa sovaadiit, nagare pravi. s.te ka"scijjalakumbhamaadaaya yuvaa. m saak. saat kari. syati sa yannive"sana. m pravi"sati yuvaamapi tannive"sana. m tatpa"scaaditvaa nive"sanapatim iti vaakya. m vadata. m,
11 Dia lazao amin’ ny tompon-trano hoe: Izao no lazain’ ny Mpampianatra aminao: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin’ ny mpianatro?
yatraaha. m nistaarotsavasya bhojya. m "si. syai. h saarddha. m bhoktu. m "saknomi saatithi"saalaa kutra? kathaamimaa. m prabhustvaa. m p. rcchati|
12 Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana, izay efa nasiana fipetrahana; any no amboary.
tata. h sa jano dvitiiyaprako. s.thiiyam eka. m "sasta. m ko. s.tha. m dar"sayi. syati tatra bhojyamaasaadayata. m|
13 Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
tatastau gatvaa tadvaakyaanusaare. na sarvva. m d. r.sdvaa tatra nistaarotsaviiya. m bhojyamaasaadayaamaasatu. h|
14 Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ ny Apostoly.
atha kaala upasthite yii"su rdvaada"sabhi. h preritai. h saha bhoktumupavi"sya kathitavaan
15 Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.
mama du. hkhabhogaat puurvva. m yubhaabhi. h saha nistaarotsavasyaitasya bhojya. m bhoktu. m mayaativaa nchaa k. rtaa|
16 Fa lazaiko aminareo fa tsy mba hihinana izany intsony Aho ambara-pahatanterak’ izany ao amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
yu. smaan vadaami, yaavatkaalam ii"svararaajye bhojana. m na kari. sye taavatkaalam ida. m na bhok. sye|
17 Ary nandray kapoaka Izy, dia nisaotra ka nanao hoe: Raiso ity, ka zarao aminareo;
tadaa sa paanapaatramaadaaya ii"svarasya gu. naan kiirttayitvaa tebhyo datvaavadat, ida. m g. rhliita yuuya. m vibhajya pivata|
18 fa lazaiko aminareo fa hatramin’ izao dia tsy hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-pahatongan’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
yu. smaan vadaami yaavatkaalam ii"svararaajatvasya sa. msthaapana. m na bhavati taavad draak. saaphalarasa. m na paasyaami|
19 Ary nandray mofo Izy, ary rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy sady nataony hoe: Ity no tenako izay omena ho anareo; izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy.
tata. h puupa. m g. rhiitvaa ii"svaragu. naan kiirttayitvaa bha"nktaa tebhyo datvaavadat, yu. smadartha. m samarpita. m yanmama vapustadida. m, etat karmma mama smara. naartha. m kurudhva. m|
20 Ary araka izany koa ny kapoaka, rehefa vita ny sakafo, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no fanekena vaovao amin’ ny rako, izay aidina ho anareo.
atha bhojanaante taad. r"sa. m paatra. m g. rhiitvaavadat, yu. smatk. rte paatita. m yanmama rakta. m tena nir. niitanavaniyamaruupa. m paanapaatramida. m|
21 Fa, indro, ny tànan’ izay mamadika Ahy dia eto amiko eto ambonin’ ny latabatra.
pa"syata yo maa. m parakare. su samarpayi. syati sa mayaa saha bhojanaasana upavi"sati|
22 Fa ny Zanak’ olona mandeha tokoa, araka izay nanendrena; nefa lozan’ izay lehilahy hahazoana manolotra Azy!
yathaa niruupitamaaste tadanusaare. naa manu. syaputrasya gati rbhavi. syati kintu yasta. m parakare. su samarpayi. syati tasya santaapo bhavi. syati|
23 Ary ireo nifanontany izay anankiray eo aminy hahefa izany.
tadaa te. saa. m ko jana etat karmma kari. syati tat te paraspara. m pra. s.tumaarebhire|
24 Ary nisy koa fifandirana tao aminy ny amin’ izay anankiray aminy hatao lehibe.
apara. m te. saa. m ko jana. h "sre. s.thatvena ga. nayi. syate, atraarthe te. saa. m vivaadobhavat|
25 Ary hoy Jesosy taminy: Ny mpanjakan’ ny jentilisa mampanompo azy ary izay manapaka azy no atao hoe mpanao soa.
asmaat kaara. naat sovadat, anyade"siiyaanaa. m raajaana. h prajaanaamupari prabhutva. m kurvvanti daaru. na"saasana. m k. rtvaapi te bhuupatitvena vikhyaataa bhavanti ca|
26 Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.
kintu yu. smaaka. m tathaa na bhavi. syati, yo yu. smaaka. m "sre. s.tho bhavi. syati sa kani. s.thavad bhavatu, ya"sca mukhyo bhavi. syati sa sevakavadbhavatu|
27 Fa iza moa no lehibe, izay mipetraka mihinana va, sa izay manompo? Tsy izay mipetraka mihinana va? Fa Izaho dia eo aminareo toy izay manompo.
bhojanopavi. s.taparicaarakayo. h ka. h "sre. s.tha. h? yo bhojanaayopavi"sati sa ki. m "sre. s.tho na bhavati? kintu yu. smaaka. m madhye. aha. m paricaarakaivaasmi|
28 Ary ianareo no naharitra nanaraka Ahy tamin’ ny fakam-panahy nihatra tamiko;
apara nca yuya. m mama pariik. saakaale prathamamaarabhya mayaa saha sthitaa
29 koa Izaho dia manendry fanjakana ho anareo tahaka ny nanendren’ ny Raiko ho Ahy,
etatkaara. naat pitraa yathaa madartha. m raajyameka. m niruupita. m tathaahamapi yu. smadartha. m raajya. m niruupayaami|
30 mba hihinana sy hisotro eo amin’ ny latabatro amin’ ny fanjakako ianareo sady hipetraka ambony seza fiandrianana hitsara ny firenen’ isiraely roa ambin’ ny folo,
tasmaan mama raajye bhojanaasane ca bhojanapaane kari. syadhve si. mhaasane. suupavi"sya cesraayeliiyaanaa. m dvaada"sava. m"saanaa. m vicaara. m kari. syadhve|
31 Ary hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro, Satana efa nilofo nitady anareo hokororohiny toy ny vary.
apara. m prabhuruvaaca, he "simon pa"sya titaunaa dhaanyaaniiva yu. smaan "saitaan caalayitum aicchat,
32 Nefa Izaho nangataka ho anao, mba tsy ho levona ny finoanao; ary rehefa mibebaka ianao, dia ampaherezo ireo rahalahinao.
kintu tava vi"svaasasya lopo yathaa na bhavati etat tvadartha. m praarthita. m mayaa, tvanmanasi parivarttite ca bhraat. r.naa. m manaa. msi sthiriikuru|
33 Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na ho ao an-tranomaizina, na dia ho amin’ ny fahafatesana aza.
tadaa sovadat, he prabhoha. m tvayaa saarddha. m kaaraa. m m. rti nca yaatu. m majjitosmi|
34 Fa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà intelo ho tsy mahalala Ahy ianao.
tata. h sa uvaaca, he pitara tvaa. m vadaami, adya kukku. taravaat puurvva. m tva. m matparicaya. m vaaratrayam apahvo. syase|
35 Ary hoy koa Izy taminy: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.
apara. m sa papraccha, yadaa mudraasampu. ta. m khaadyapaatra. m paadukaa nca vinaa yu. smaan praahi. nava. m tadaa yu. smaaka. m kasyaapi nyuunataasiit? te procu. h kasyaapi na|
36 Fa hoy Izy taminy: Fa amin’ izao kosa, izay manana kitapom-bola dia aoka hitondra azy; ary toy izany koa ny kitapom-batsy; ary izay tsy manan-tsabatra kosa, dia aoka hivarotra ny lambany izy ka hividy.
tadaa sovadat kintvidaanii. m mudraasampu. ta. m khaadyapaatra. m vaa yasyaasti tena tadgrahiitavya. m, yasya ca k. rpaa. no naasti tena svavastra. m vikriiya sa kretavya. h|
37 Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka amiko izao voasoratra izao hoe: Ary Izy natao ho isan’ ny mpanota; fa efa ho tanteraka ny amiko.
yato yu. smaanaha. m vadaami, aparaadhijanai. h saarddha. m ga. nita. h sa bhavi. syati| ida. m yacchaastriiya. m vacana. m likhitamasti tanmayi phali. syati yato mama sambandhiiya. m sarvva. m setsyati|
38 Ary hoy ireo: Tompoko, indreto sabatra roa. Dia hoy Jesosy taminy: Aoka izay.
tadaa te procu. h prabho pa"sya imau k. rpaa. nau| tata. h sovadad etau yathe. s.tau|
39 Ary nivoaka Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankao an-tendrombohitra Oliva Izy, ary ny mpianatra koa nanaraka Azy.
atha sa tasmaadvahi rgatvaa svaacaaraanusaare. na jaitunanaamaadri. m jagaama "si. syaa"sca tatpa"scaad yayu. h|
40 Ary raha vao tonga tao amin’ izany tany izany, dia hoy Izy taminy: Mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ ny fakam-panahy.
tatropasthaaya sa taanuvaaca, yathaa pariik. saayaa. m na patatha tadartha. m praarthayadhva. m|
41 Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka hoe:
pa"scaat sa tasmaad eka"sarak. sepaad bahi rgatvaa jaanunii paatayitvaa etat praarthayaa ncakre,
42 Raiko ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
he pita ryadi bhavaan sammanyate tarhi ka. msamena. m mamaantikaad duuraya kintu madicchaanuruupa. m na tvadicchaanuruupa. m bhavatu|
43 Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho teo aminy ka nampahery Azy.
tadaa tasmai "sakti. m daatu. m svargiiyaduuto dar"sana. m dadau|
44 Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny rà nipotrapotraka tamin’ ny tany.
pa"scaat sotyanta. m yaatanayaa vyaakulo bhuutvaa punard. r.dha. m praarthayaa ncakre, tasmaad b. rhaccho. nitabindava iva tasya svedabindava. h p. rthivyaa. m patitumaarebhire|
45 Ary nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin’ ny mpianatra ka nahita azy matorin’ alahelo.
atha praarthanaata utthaaya "si. syaa. naa. m samiipametya taan manodu. hkhino nidritaan d. r.s. tvaavadat
46 Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin’ ny fakam-panahy.
kuto nidraatha? pariik. saayaam apatanaartha. m prarthayadhva. m|
47 Ary raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an’ i Jesosy hanoroka Azy.
etatkathaayaa. h kathanakaale dvaada"sa"si. syaa. naa. m madhye ga. nito yihuudaanaamaa janataasahitaste. saam agre calitvaa yii"so"scumbanaartha. m tadantikam aayayau|
48 Fa hoy Jesosy taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no amadihanao ny Zanak’ olona?
tadaa yii"suruvaaca, he yihuudaa ki. m cumbanena manu. syaputra. m parakare. su samarpayasi?
49 Ary izay teo aminy, raha nahita izay efa hanjo, dia nanao hoe: Tompoko, hamely amin’ ny sabatra va izahay?
tadaa yadyad gha. ti. syate tadanumaaya sa"ngibhirukta. m, he prabho vaya. m ki kha"ngena ghaatayi. syaama. h?
50 Ary ny anankiray teo aminy dia nikapa ny mpanompon’ ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny ankavanana.
tata eka. h karavaalenaahatya pradhaanayaajakasya daasasya dak. si. na. m kar. na. m ciccheda|
51 Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy.
adhuunaa nivarttasva ityuktvaa yii"sustasya "sruti. m sp. r.s. tvaa svasya. m cakaara|
52 Ary hoy Jesosy tamin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny lehiben’ ny mpiambina ny tempoly ary ny loholona izay tonga hisambotra Azy: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?
pa"scaad yii"su. h samiipasthaan pradhaanayaajakaan mandirasya senaapatiin praaciinaa. m"sca jagaada, yuuya. m k. rpaa. naan ya. s.tii. m"sca g. rhiitvaa maa. m ki. m cora. m dharttumaayaataa. h?
53 Raha teo aminareo isan’ andro teo an-kianjan’ ny tempoly Aho, dia tsy naninji-tanana tamiko ianareo; fa izao no fotoanareo sy herin’ ny maizina.
yadaaha. m yu. smaabhi. h saha pratidina. m mandire. ati. s.tha. m tadaa maa. m dhartta. m na prav. rttaa. h, kintvidaanii. m yu. smaaka. m samayondhakaarasya caadhipatyamasti|
54 Ary izy ireo nisambotra an’ i Jesosy, dia nitondra Azy ho ao an-tranon’ ny mpisoronabe. Ary Petera nanaraka teny lavidavitra eny.
atha te ta. m dh. rtvaa mahaayaajakasya nive"sana. m ninyu. h| tata. h pitaro duure duure pa"scaaditvaa
55 Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera.
b. rhatko. s.thasya madhye yatraagni. m jvaalayitvaa lokaa. h sametyopavi. s.taastatra tai. h saarddham upavive"sa|
56 Ary ny ankizivavy anankiray, nony nahita azy nipetraka teo anilan’ ny afo, dia nandinika azy ka nanao hoe: Ity koa nomba Azy.
atha vahnisannidhau samupave"sakaale kaaciddaasii mano nivi"sya ta. m niriik. syaavadat pumaanaya. m tasya sa"nge. asthaat|
57 Fa izy nandà ka nanao hoe: Ravehivavy, tsy fantatro Izy.
kintu sa tad apahnutyaavaadiit he naari tamaha. m na paricinomi|
58 Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman’ ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho.
k. sa. naantare. anyajanasta. m d. r.s. tvaabraviit tvamapi te. saa. m nikarasyaikajanosi| pitara. h pratyuvaaca he nara naahamasmi|
59 Ary rehefa afaka tokony ho ora iray, dia nisy anankiray koa nitompo teny ka nanao hoe: Ilehio nomba Azy marina tokoa, fa Galiliana izy.
tata. h saarddhada. n.dadvayaat para. m punaranyo jano ni"scitya babhaa. se, e. sa tasya sa"ngiiti satya. m yatoya. m gaaliiliiyo loka. h|
60 Fa hoy Petera: Ralehilahy, tsy fantatro izay lazainao. Ary niaraka tamin’ izay, raha mbola niteny izy, dia nisy akoho naneno.
tadaa pitara uvaaca he nara tva. m yad vadami tadaha. m boddhu. m na "saknomi, iti vaakye kathitamaatre kukku. to ruraava|
61 Ary ny Tompo nitodika, dia nijery an’ i Petera. Ary Petera nahatsiaro ilay tenin’ ny Tompo nolazainy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà Ahy intelo ianao.
tadaa prabhu. naa vyaadhu. tya pitare niriik. site k. rkavaakuravaat puurvva. m maa. m trirapahno. syase iti puurvvokta. m tasya vaakya. m pitara. h sm. rtvaa
62 Ary nivoaka Petera, dia nitomany mafy indrindra.
bahirgatvaa mahaakhedena cakranda|
63 Ary ny lehilahy izay nitana an’ i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.
tadaa yai ryii"surdh. rtaste tamupahasya praharttumaarebhire|
64 Ary rehefa nanampi-maso Azy izy, dia nanontany Azy hoe: Maminania; iza moa no namely Anao?
vastre. na tasya d. r"sau baddhvaa kapole cape. taaghaata. m k. rtvaa papracchu. h, kaste kapole cape. taaghaata. m k. rtavaana? ga. nayitvaa tad vada|
65 Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy.
tadanyat tadviruddha. m bahunindaavaakya. m vaktumaarebhire|
66 Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an’ i Jesosy ho eo amin’ ny Synedriona, dia nanao hoe:
atha prabhaate sati lokapraa nca. h pradhaanayaajakaa adhyaapakaa"sca sabhaa. m k. rtvaa madhyesabha. m yii"sumaaniiya papracchu. h, tvam abhi. sikatosi na vaasmaan vada|
67 Raha Hianao no Kristy, dia lazao aminay. Fa hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho, dia tsy hino ianareo.
sa pratyuvaaca, mayaa tasminnukte. api yuuya. m na vi"svasi. syatha|
68 Ary na dia hanontany aza Aho, dia tsy hamaly akory ianareo.
kasmi. m"scidvaakye yu. smaan p. r.s. te. api maa. m na taduttara. m vak. syatha na maa. m tyak. syatha ca|
69 Fa hatramin’ izao ny Zanak’ olona dia hipetraka eo an-tanana ankavanan’ ny herin’ Andriamanitra.
kintvita. h para. m manujasuta. h sarvva"saktimata ii"svarasya dak. si. ne paar"sve samupavek. syati|
70 Dia hoy izy rehetra: Zanak’ Andriamanitra va ary Hianao? Ary hoy Izy taminy: Voalazanareo fa Izaho no Izy.
tataste papracchu. h, rtiha tvamii"svarasya putra. h? sa kathayaamaasa, yuuya. m yathaartha. m vadatha sa evaaha. m|
71 Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilantsika vavolombelona? fa ny tenantsika no efa nandre tamin’ ny vavany.
tadaa te sarvve kathayaamaasu. h, rtiha saak. sye. ansasmin asmaaka. m ki. m prayojana. m? asya svamukhaadeva saak. sya. m praaptam|

< Lioka 22 >