< Hebreo 2 >

1 Ary amin’ izany dia tokony hotandremantsika mafimafy kokoa izay efa rentsika, fandrao hindaosina hiala aminy isika.
Henu ndo lazima tubhakayi kipaumbele nesu kwa ghala gha tughap'eliki, ili kwamba tusihidi kutengibhwa patali nayu
2 Fa raha mafy ny teny izay nampilazaina ny anjely, ka samy voavaly marina avokoa ny fahadisoana rehetra mbamin’ ny fahotana,
Kwamana jhikajhiajhi ujumbe bhwabhulongilibhu ni malaika ndo halali, ni khila likosa ni uasi kupokela adhabu jhiene,
3 hataontsika ahoana no fandositra, raha tsy mitandrina izao famonjena lehibe izao isika? dia ilay nampilazaina ny Tompo tamin’ ny voalohany, ary nohamafin’ izay nandre tamintsika kosa,
tubetakubhwesya bhuli kujhepa kama tubetakulanga wokovu obho mbaha? —Bhwokovu ambabho kwanza bhwatangasibhu ni Bwana ni kuthibitishibhwa kwa tete ni bhala bhabhaup'eliki.
4 sady Andriamanitra koa no niara-nanambara taminy tamin’ ny famantarana sy ny fahagagana ary tamin’ ny asa lehibe samy hafa sy ny fanomezana ny Fanahy Masìna nozarazarainy araka ny sitrapony.
K'yara kabhele abhuthibitishi kwa ishara, maajabu, ni kwa matendo mabhaha mbalimbali, ni kwa zawadi sya Roho Mtakatifu syaasigabhili kulengana ni mapenzi gha muene.
5 Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.
K'yara abhubhekili lepi ulimwengu bhwabhwihida, ambabho tubetakulongelela habari syake, pasi pa mamlaka.
6 Fa ny anankiray nanambara eo amin’ ny teny iray hoe: “Inona ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’ olombelona, no amangianao azy?
Badala jhiake munu fulani ashuhudili mahali fulani akajobha, “Munu ndo niani, hata ubhwesiajhi kun'komboka? Au mwana ghwa munu, hata un'tunzayi?
7 Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin’ ny asan’ ny tananao;
umbombili munu kujha n'debe kuliko malaika; umfwekili litaji lya utukufu ni litengu. (Zingatilayi: Malobhi agha, “Na umbekili panani pa mahengu gha mabhoko gha jhobhi.” ghajhelepi mu nakala sya muandi.)
8 Ny zavatra rehetra dia efa nanapanekenao ho eo ambanin’ ny tongony”. Fa tamin’ ny nampanekeny azy ny zavatra rehetra, dia tsy nisy izay tsy nampanekeny azy. Nefa ankehitriny tsy mbola hitantsika fa efa ampanekena azy ny zavatra rehetra.
Ubhekili khila khenu pasi pa magolo gha jhobhi.” Henu K'yara abhekili khila khenu pasi pa munu. Alekilepi khenu kyokyoha khela ambakyo kyelepi pasi pa mueune. Lakini henu naha twilola lepi takona khila khenu kikajhelayi pasi pa muene.
9 Fa Ilay natao ambany kely noho ny anjely no hitantsika, dia Jesosy, ary noho ny fitondrany ny fahafatesana dia voasatroka voninahitra aman-daza Izy, mba hanandrana fahafatesana hamonjy ny olona rehetra noho ny fahasoavan’ Andriamanitra.
Hata naha, twilola ambajhe abhombiki kwa muda, pasi kuliko malaika—-Yesu, ambajhe, kwandabha jha malombosi gha muene ni kifo kya muene, afwekibhu litaji lya utukufu nilitengu. Henu naha kwa neema jha K'yara, Yesu abhonjili kifo kwa ndabha jha khila munu.
10 Fa miendrika Izay anton’ ny nanaovana ny zavatra rehetra sady nahariana ny zavatra rehetra, raha mitondra zanaka maro ho any amin’ ny voninahitra, ny hahatanteraka ny Tompon’ ny famonjena ireo amin’ ny fahoriana.
Jhajhele kinofu kujha K'yara, kwandabha khila khenu kijhele kwa ndabha jha muene, ni kupetela muene, alondekeghe kubhaleta bhana bhamehele mu bhutukufu, ni kwamba alondekeghe kubhomba kiongozi mu wokovu bhwa bhene kujha n'kamilifu kup'etela malombosi gha muene.
11 Fa iray no nihavian’ izy roroa, na Izay manamasìna, na izay hamasinina; koa izany no tsy mahamenatra Azy hanao ireo hoe “rahalahy”
Kwandabha bhoha bhabhela jhola jhaibhe bhakfu ni bhala ambabho bhibekibhwa wakfu kwa K'yara ibhona lepi soni kubhakuta bhalongomunu.
12 ka manao hoe: “Hitory ny anaranao amin’ ny rahalahiko Aho; Eo amin’ ny fiangonana no hiderako Anao”.
Ijobhi, “Nibetakutangasya lihina lya jhobhi kwa bhalongobhangu, nibetakujhemba kuhusu bhebhe kuhoma mugati mu likusanyiku.”
13 Ary koa: “Izaho hatoky Azy”. Ary indray koa: “Indreto Izaho sy ireo zaza nomen’ Andriamanitra Ahy”.
Kabhele akajobha, “Nibetakukiera kup'etela muene.” Ni kabhele, “Langayi, apa nijhe ni bhana ambabho K'yara anipelili.”
14 Koa satria manana nofo aman-drà ny zaza, dia mba nandray izany koa Izy, mba handringanany amin’ ny fahafatesana ilay manana ny herin’ ny fahafatesana, dia ny devoly,
Henu, kwa kujha bhanabha K'yara bhoha bhishiriki mb'el'e ni damu, kadhalika Yesu ashiriki fenu felafela, ili kwamba kupetela kifo akabhayi kundhohofisya jhola ambajhe ajhe ni mamlaka panani pa mauti, ambajhe ndo iblisi.
15 ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin’ ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.
Ejhe jhajhele naha ili abhabhekayi huru bhala bhoha ambabho kup'etela hofu jha kifo bhaishili maisha gha bhene ghoha mu utumwa.
16 Fa hita marina fa tsy anjely no vonjeny, fa ny taranak’ i Abrahama no vonjeny.
Kwa hakika malaika lepi bhabhakabhatangatila. Badala jhiake, akabhatangatila bhazao bha Abrahamu.
17 Koa amin’ izany dia miendrika mba hatao tahaka ny rahalahiny amin’ ny zavatra rehetra Izy, mba ho Mpisoronabe mamindra fo sy mahatoky ny amin’ Andriamanitra, mba hanaovany fanavotana noho ny heloky ny olona.
Henu, jhajhele lazima muene ajhelayi kama bhalongomunu mu njela syoha, ili abhuesiajhi kujha kuhani mbaha jhaajhe ni huruma ni mwaminifu kwa fenu fya K'yara, ni ili kwamba ajhelayi ni uwezo bhwa kupisya msamaha kwa dhambi sya bhanu.
18 Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin’ ny fahoriana nentiny, dia mahavonjy izay alaim-panahy koa Izy.
Kwandabha Yesu muene atesibhu, ni kujaribibhwa, ajhe ni bhuwesu bhwa kubhatangatila bhala bhabhijaribibhwa.

< Hebreo 2 >