< Asan'ny Apostoly 1 >

1 Ry Teofilo, ilay boky voalohany dia nosoratako ny amin’ izay nataon’ i Jesosy sy nampianariny,
Bifumero mi mulanyi kika, Theophilus in tok dikero Yesu ter makau la merange.
2 hatramin’ ny andro nampiakarana Azy, rehefa nodidiany tamin’ ny Fanahy Masìna ny Apostoly izay nofidiny,
Na nyime diye cii tumou yaken dii kwama. Wo kambo cine nob tomangeb cebo cidoweu yuwatangbeke.
3 sady niseho koa tamin’ ny famantarana maro taorian’ ny nijaliany fa velona Izy, ka niseho taminy efa-polo andro Izy ary nilaza ny amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
Kambo cinuwa dotangeri yadangu dorcero ciinen, ki yiromtinim dukce wo nyomkace. kume kwini naar ci dangu dorcero ciinene yi cii ker liyar kwamar
4 Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala an’ i Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan’ ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy;
Kambo ci yi kange cii yeri in yi cii, ciya dobre wursalima dila ciya ningtang nor Teero, woci yiki, “Kom nuwa fiye mi wiyeu”
5 fa Jaona nanao batisa tamin’ ny rano; fa ianareo kosa hatao batisa amin’ ny Fanahy Masìna, rehefa afaka andro vitsivitsy.
Yiti ki, cwerke man Yahaya yucinen mwembo kin wmom, dila ayukumen mwembo ki yuwa tangbeko wucakke, kume fo kutangbo”.
6 Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe: Tompoko, amin’ izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin’ ny Isiraely?
Kambo cii wariyeri cin meco Kwama ki kwamawo mwa yilauti ki liyar Israila ka?
7 Fa hoy kosa Izy taminy: Tsy anareo ny hahalala ny andro na ny fotoana izay efa notendren’ ny Ray amin’ ny fahefany ihany.
Yi cii ki, a keno nakume nakom nyimom kan kenekowo kwama yo morbikwan durcereu.
8 Fa hahazo hery ianareo amin’ ny hilatsahan’ ny Fanahy Masìna aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran’ i Jodia sy Samaria ary hatramin’ ny faran’ ny tany.
Dila kom yo bikwando cano yuwatangbe kwamako bou dor kumerdi, lana nyime kan yilam nob wabebkeb min mor wursalima kange mor yahudiya gwam kange samariya, yaken ciko cwile dor bitinere”.
9 Ary rehefa nilaza izany Jesosy, dia nakarina Izy, raha mbola nijery izy ireo; ary nisy rahona nitondra Azy, ka tsy hitan’ ny masony intsony Izy.
Ki kwama wo kwama Yesu tok kero birombem, kambo cito dii kwamatiyeri, dila cii tumco ciin yaken kico dii kwama, biloro yurangum co nuwece.
10 Ary raha mbola nandinika ny lanitra izy ireo tamin’ ny nandehanan’ i Jesosy, indreo, nisy roa lahy teo anilany niakanjo akanjo fotsy,
Kambo cii to dikwama ciya kenti yeri, dang jang nubo yob tim kaci ki kulendo fuwor.
11 izay nanao hoe: Ry lehilahy Galiliana, nahoana no mijanona eto mijery ny lanitra ianareo? iny Jesosy Izay nampiakarina niala taminareo ho any an-danitra iny dia mbola ho avy tahaka ny nahitanareo Azy niakatra ho any an-danitra.
Kom nabarubbo halili, yebwi kom tirangum fo komto dii kwamatiye? wuro Yesu yaken dii kwama, kambo kom tom yamcembeu dii kwamau ayilaunyo
12 Ary izy ireo niverina tany Jerosalema, rehefa avy teo amin’ ny tendrombohitra atao hoe Oliva, izay akaikin’ i Jerosalema (araka izay mety haleha amin’ ny Sabata).
Kambo cii yilau bany Zaitun cii yoten yilau wursalima wuro bidom kange wursalimau, yam kume nukkune ki dimen.
13 Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, ― dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak’ i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak’ i Jakoba.
Kambo cii lameri, ciin yabken tiyak fiye cii yimtiyeu. ciin bi Bitrus, Yahaya, Yakubu, Andirawus, Filibus, Tomas Bartholomew, Matta, Yakubu bibwe Alfa Siman Yahuda bibwe Yakubu.
14 Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka mbamin’ ny vehivavy sy Maria, renin’ i Jesosy, ary ny rahalahiny.
Gwam ce ciin mwerkang dorceo win, kambo cii ca kaba ki kwob dilo. Matta, Maryamu wo bo Yesu kange kebcoba cii wari.
15 Ary tamin’ izany andro izany dia nitsangana teo afovoan’ ny rahalahy Petera (tokony ho roa-polo amby zato no isan’ ny olona vory teo) ka nanao hoe:
Ki kume niwo Bitrus kweniti tiber kebceber, nubo kwini kwob toro kwini yob, yi cii.
16 Ry rahalahy, tsy maintsy notanterahina ilay tenin’ ny Soratra Masìna nampilazain’ ny Fanahy Masìna rahateo an’ i Davida ny amin’ i Jodasy, izay tonga mpitarika ny olona nisambotra an’ i Jesosy;
keb mibo nii inwi wo ticiinen kaba ciitam Yesu.
17 fa izy dia isantsika ihany ka nahazo anjara tamin’ izao fanompoana izao koa.
Wifo morebe lan yom dike naceu dor dike cimaneu.
18 Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin’ ny tambin’ ny fahotany; ary potraka niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy.
Niwo tenum bitine ki kemero cifiyau mor nagen bwirantum nerer cero, cin yaru wi kidor fwercero wurom, yeicero coru kale.
19 Ary fantatr’ izay rehetra monina eto Jerosalema izany, ka ny anaran’ izany saha izany amin’ ny fiteniny dia atao hoe Akeldama, izany hoe Sahan-drà.
Nubo yimwi wursalima nuwam wo lacii cuwo fiyeco kin yicii “Akeldama” (Kiyiki fiye bwiyale).
20 Fa voasoratra eo amin’ ny Bokin’ ny Salamo hoe: Aoka ho lao ny fonenany, Ary aoka tsy hisy olona honina ao; ary koa: Aoka ho lasan’ olon-kafa ny anjara-raharahany.
Wori cii mulange mor bifumer Zaburad Lafiyeceu ayilam kamlo adobeni ayifiyeco kange atum nangen cero.
21 Koa amin’ ireo lehilahy niaraka teto amintsika mandrakariva ireo, raha niditra sy nivoaka tamintsika Jesosy Tompo,
Nawori tamnyo win mor nubo wo wari kange bo ki kwama Yesu ma doka kange cerka ceko yeu, morebe.
22 hatramin’ ny batisan’ i Jaona ka hatramin’ ny andro nampiakarana Azy niala tamintsika, dia tokony hisy anankiray ho namantsika mba ho vavolombelon’ ny nitsanganany.
Terti ki yuka mu ngek Yahaya yakaken ciko kakukowa cii tumco binenneu yaken dii kwama a yilam, win morebe fiye tokka ker kwenkacek.
23 Ary nanokana roa lahy izy, dia Josefa, atao hoe Barsabasy, izay atao hoe koa Josto, ary Matia.
Ciin dang nubo yob Yusufu woci choti ki Barsabbas, wotak ci cho dendo ki Justus kange Matthias.
24 Dia nivavaka izy ka nanao hoe: Hianao, Tompo ô, Izay mahalala ny fon’ ny olona rehetra, asehoy izay nofidinao amin’ izy roa lahy ireto,
Ciin kwob dilo ciiki, kwama mo mun yob ner nubere. dan nyinen wo mu coke morece yobewo.
25 mba hahazoany anjara amin’ izao fanompoana sy ny mah’ Apostoly izao, izay nialan’ i Jodasy hankanesany any amin’ ny fitoerany.
Na tu nyi Yahuda fiye yahuda tiyangum meu yaken fiye”
26 Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin’ i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan’ ny Apostoly iraika ambin’ ny folo lahy.
Ciin mer dacendo dor ciir, dacendo yardor Matiyas dila ciin kiyeti co mor nob tomangeb Sulombo yobeu.

< Asan'ny Apostoly 1 >