< 詩篇 126 >

1 ヱホバ、シオンの俘囚をかへしたまひし時 われらは夢みるもののごとくなりき
Fihirana fiakarana.
2 そのとき笑はわれらの口にみち歌はわれらの舌にみてり ヱホバかれらのために大なることを作たまへりといへる者もろもろの國のなかにありき
Fahizay dia feno hehy ny vavantsika Sy fihobiana ny lelantsika; Dia natao tany amin’ ny Jentilisa hoe: Zava-dehibe no nataon’ i Jehovah ho an’ ireny.
3 ヱホバわれらのために大なることをなしたまひたれば我儕はたのしめり
Eny, zava-dehibe no nataon’ i Jehovah ho antsika, Ka dia faly isika.
4 ヱホバよ願くはわれらの俘囚をみなみの川のごとくに歸したまへ
Tanteraho, Jehovah ô, ny ham-podiana anay avy amin’ ny fahababoana, Tahaka ny fiverenan’ ny riaka any amin’ ny tany atsimo.
5 涙とともに播くものは歡喜とともに穫らん
Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.
6 その人は種をたづさへ涙をながしていでゆけど禾束をたづさへ喜びてかへりきたらん
Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin’ ny fihobiana kosa.

< 詩篇 126 >