< Roma 16 >

1 Meng munu Fibiku bite, unan kata kilari inlira na udi Kankirya
Indry, Foiby anabavintsika, diakon’ ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,
2 bara inan sere ghe nan nya lisa inchikilari, nan nya libau na li di dert nin nan fiu Kutellẹ, tutun uyisin kimalme nya ko iyeme imon ile na ama pizurufi. Bara ame ma na buzu. anit gbardang, umunu menkuwang.
mba horaisinareo ao amin’ ny Tompo izy, toy izay miendrika ny olona masìna, ary mba hampianareo izy amin’ izay raharaha ilany anareo; fa izy dia mpiahy ny maro mbamin’ ny tenako koa.
3 Lissoni Biriska ku ni Akila, adon katani kitin Kirsti Yisa.
Veloma amin’ i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa amiko ao amin’ i Kristy Jesosy;
4 ale na bari ulai ning, iwa nitilai mine. Ndi godo mine, na meng chasba, ligowẹ nan vat nilarin nlira na Wurmi.
izy mivady dia nanolotra ny tendany hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy, fa ny fiangonana rehetra any amin’ ny jentilisa koa.
5 Lisso kilarin nlira ka na kidin ingamine. Lisoi Abanitus unan lanzu nmang kibinayi nin, kumat kun chizununin kataninin Asiya kitin Kirsti.
Ary veloma amin’ ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin’ i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr’ i Asia ho an’ i Kristy.
6 Lissoi Maryamu ku urika na awasu kata kang bara fewe.
Veloma amin’ i Maria, izay nikely aina fatratra ho anareo.
7 Lissoni Andarinukus nin Yuniyus, likura nin, a ado lichin nin, alẹ na inadi nin liyisin kan nan nya nan kadure, alẹ na iwa di nan nya Kirsti ameng dutu sa udak.
Veloma amin’ i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ ny Apostoly sady tao amin’ i Kristy talohako.
8 Lissonni Ambiliyatus ku, unan lanzun nmang kibinayi nin nya kiti Chikilari bite.
Veloma amin’ i Ampliato, malalako ao amin’ ny Tompo.
9 Lissonni Urbanus ku, udo kata bite kitin Kirsti, a Istakis unan lanzun nmang kibinayi ning.
Veloma amin’ i Orbano, mpiara-miasa aminay ao amin’ i Kristy, sy Staky malalako.
10 Lissonni Abalis ku, ulẹ na iwa yinni ninghe bara Kirsti. Lissonni vat alẹ na ina dak in gan Aristobulus.
Veloma amin’ i Apela, ilay efa voazaha toetra ao amin’ i Kristy. Veloma amin’ ny ankohonan’ i Aristobolo.
11 Lissonni Harodiyyuna ku, likura ning. Lissonni vat nalẹ na inadak in gan Narkissus ku, alẹ na idi nya Chikilari bite.
Veloma amin’ i Herodiona havako. Veloma amin’ ny ankohonan’ i Narkisa, izay ao amin’ ny Tompo.
12 Lissonni Tarifana nin Tarifasa ku, alẹ nainasu kata kang bara Chikilari bite. Lissonni Barsisa ku ulẹ na kibinayi nin din lanzun nmangme, urika na anasu kata kan nya Chikilari.
Veloma amin’ i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin’ ny Tompo. Veloma amin’ i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin’ ny Tompo.
13 Lissoni Rifus ku, ulẹ na iwa fereghe bara kata in Chikilari, uname nin mi wang.
Veloma amin’ i Rofosy, ilay voafidy ao amin’ ny Tompo, ary amin’ ny reniny sy reniko.
14 Lissonni Asinkaritus ku, a Filiguna ku, a Harmasa ku, nin gisin linanẹ na idi ligowe na ghinu.
Veloma amin’ i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, mbamin’ ny rahalahy ao aminy.
15 Lissonni Filulugusa ku, nin Juliya, Niriyus gwana kishonome, nin Ulumbasa a vat nanit alau alẹ na idi ligowe nan ghinẹ.
Veloma amin’ i Filologo sy Jolia, Nerea sy ny anabaviny, sy Olympa ary ny olona masìna rehetra izay ao aminy.
16 Lisizon atime nin sumba ulau vat nilarin nlira in Kirsti din lisu minu.
Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna. Ny fiangonana rehetra an’ i Kristy manao veloma anareo.
17 Indin fo minu nachara linuan, sun sen nin nalẹ na idin tiziminu in sartizu nin tirzu, alẹ na uchinmine din ugang nin nkwayaswa ulẹ na ina se, kpilan atimine kitimine.
Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin’ izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin’ ireny olona ireny.
18 Bara anit nafo alele na ina su Chikilari Kirsti ku kata ba, inun wa su aburi minere iwasu kata bari anin. Bara nmang kinu tinumine, iwa rusuzu nibinayi na nanna sali nalapi.
Fa izy ireny tsy mba manompo an’ i Kristy Tompontsika, fa ny kibony ihany; ary teny malefaka sady tsara lahatra no amitahany ny fon’ ny tsy ary saina.
19 Bara uchau kibinayi fe nin dortun inliru Kutellẹ fe na so imon yenju vat. Indinin nayi abo kitenefe tutun indi nin su uyita jijin nan nya vat nimon ichine yita nin nachara alau nan nya nimon inangza.
Fa efa niely any amin’ ny olona rehetra ny lazan’ ny fanarahanareo. Ary faly aho noho ny aminareo; satria tiako ho hendry amin’ izay tsara ianareo, ary tsy hiharo amin’ izay ratsy.
20 Kutellẹ kutap na nin molu kubi ba majazilinu Shaitan ku nya nabunu mine. Na ubollu kiti in Chikilari bite Yisa Kirsti so nan ghinu.
Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an’ i Satana faingana eo ambanin’ ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
21 Timithawus udon kata ning, din lissu minu, a Lukiyus, nin Yasuna a Sasibatrus tutung, likura ning.
Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.
22 Meng, Tartiyus, unan nilẹ iyertẹ, ndin lissu minu nan nya lisan Chikilari.
Izaho, Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin’ ny Tompo.
23 Gayus, unan kuti namara nin kilari nlira vat din lissu minu. Urastus unan chisu nimon klpin, din lissu minu, nin Kawartus gwana ning.
Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.
24 Na ubollu Kutellẹ in Yisa Kirsti so ligowe nan ghinu.
25 Nene ame ule na ma timinu iyisin nin likara nan nya inlirunnighe inbellẹbin tuchun Yisa Kirsti, unin nya dert nin nilẹ imon na iwa nyeshe uworsu. (aiōnios g166)
Ary ho an’ izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an’ i Jesosy Kristy, araka ny fampisehoana ny zava-niafina, izay voàfina hatry ny fony fahagola, (aiōnios g166)
26 uni nene n nuzu ikuru belle tilem tilem vat in nan nya naffa niyerti, nafo ubellun Kutellẹn da diu, bar unonku liti inyinnu sa uyenu kiti nannan tanni Kutellẹ. (aiōnios g166)
fa efa naseho ankehitriny tamin’ izay soratry ny mpaminany, araka ny didin’ Andriamanitra mandrakizay, ka nampahafantarina any amin’ ny firenena rehetra hahatonga fanekena ny finoana, (aiōnios g166)
27 Udu kiti Kutelle chas unan yiru nimon, nan nya Yisa Kirsti, so nzazunu sa ligang. Usonani. (aiōn g165)
ho an’ Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)

< Roma 16 >