< Roma 15 >

1 Nene arik alẹ na ti dinin nakara ti tizu ayi asheu nin na lẹ n. .. kayiri, ana tiwa ni atibite ulanzun nmang ba.
Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.
2 Na ko uyemẹ bite poa unan kupome liburi nan nya nimon ile na idi ichine, unan taghe akuno.
Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’ izay hahasoa sy hampandroso azy.
3 Bara amẹ Kirsti wang na awani litime ulanzu nmang ba: unin so nafo na ina yertin.'' Tizogo na le na iwa zoguzo minu na diyu litining''.
Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsa nataon’ izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.
4 Bara vat nimon irika na iwa yertu, iwa yertu inin bara udursuzu kiti bitari, nworu nan nya ikune kunebit tinan se likara nibinayi nin liru Kutellẹ tinanse uyinnu mun
Fa izay rehetra voasoratra fahiny dia nosoratana ho fianarantsika hananantsika ny fanantenana amin’ ny faharetana sy ny fiononana avy amin’ ny Soratra Masìna.
5 Nene imoneti Kutellẹ Kibinayi kisheu nin likara kibinayẹ yinin minu use nibinayi nirumẹ vat nafo usun Kirsti Yisa,
Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an’ i Kristy Jesosy,
6 bara inan so minu vat mine nin kibinayi kirum inan su liru Kutellẹ uchifin Chikilari bit Yisa Kirsti nin liwoi lirum.
mba ho saina iray sy vava iray no hiarahanareo mankalaza an’ Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
7 Uso nani yinnan nin natiminẹ, nafo namẹ Kirsti naserumunu nan nya liru Kutellẹ.
Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’ i Kristy anareo koa ho voninahitr’ Andriamanitra.
8 Meng woro inati Yisa ku aso ku, hin na lẹ na ina bassuni ijah inyisunu kidegen Kutellẹ, bara anan kulo likawali iwani achifmine,
Fa lazaiko fa Kristy efa tonga mpanompon’ ny voafora noho ny fahamarinan’ Andriamanitra hahatò ny teny fikasana tamin’ ny razana,
9 bara awurmi nan su liru Kutellẹ bai insheu mẹ. Imone di nafo na ina yerti, ''Meng masu lirufe nan nya Nawurmi inkuru in inti avu liru lisafe''
mba hankalazan’ ny jentilisa an’ Andriamanitra koa noho ny famindram-po, araka ny voasoratra hoe: Izany no hiderako Anao any amin’ ny jentilisa Sy hankalazako ny anaranao.
10 Tutun iworo, '' sun liburi libo, anung Awurmi, ligowe nan na nit mẹ.''
Ary hoy koa Izy: Miravoravoa, ry jentilisa, mbamin’ ny olony.
11 Nene tutun, '' sun liru Chikilarẹ, vat mine Awurmi: na anit vat suliru mẹ.''
Ary koa: Midera’ an’ i Jehovah, ry jentilisa rehetra. Ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra.
12 Tutun Ishaya na bellin, '' Litinọ Jesse ma yituku, ameh na amafitu asu tigo kitene na Wurmi amere Awurmi ma yinnu ninghe.''
Ary hoy koa Isaia: Hisy Solofon’ i Jese. Dia Ilay hitsangana hanapaka ny jentilisa; Izy no hitokian’ ny jentilisa.
13 Na Kutellẹ likara nibinayi kulo minu nin nayi abo Lisosin limang bara uyinnu, inan kuno nan nya nagang nibinayi, nin likara Infip mi Lau.
Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ ny finoanareo, mba hitomboanareo amin’ ny fanantenana noho ny herin’ ny Fanahy Masìna.
14 Meng litinighe nkuru inyinna bara anughe, nanani, bara tutun anighe atimine ise ukulu nan nya inchine, ikulọnin yiru vat, tutun ise ughantinu nati.
Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsarana ianareo sady mahay mifananatra koa.
15 Idimunu niyerti ilelẹ nan nya likara kibinayi nimon imon gbardan kitimine na ayidi inlizin munu tutun, bara ufillu indadiu nighe kiti Kutellẹ.
Kanefa amin’ ny fahasahiana no anoratako ny teny sasany aminareo, toy ny mampahatsiaro anareo indray noho ny fahasoavana nomen’ Andriamanitra ahy,
16 Inan so kuchin Kirsti Yisa ulẹ na inatu udu kiti Nawurmi, inakpai nafo unan katwa kalau nlirun tuchu Kutellẹ, bara imon infillu Nawurmi se useru, inin so imon nkusu na Infip mi Lauwẹ masu katwamun.
mba ho mpanompon’ i Kristy Jesosy ho an’ ny jentilisa aho ka manao fanompoam-pivavahana amin’ ny itoriako ny filazantsaran’ Andriamanitra, mba horaisina amin’ ny fankasitrahana ny fanatitra, dia ny jentilisa, rehefa nohamasinin’ ny Fanahy Masìna.
17 Ufofigiri nighe nso nin Kirsti Yisa kusari vat nimon ilẹ na idi in Kutellẹ.
Ka dia manana izay hataoko rehareha ao amin’ i Kristy Jesosy aho noho ny amin’ Andriamanitra.
18 Bara na wasa in belle ko imon irum ba andi na ilẹ na Kirsti na kulo nan nya nin bara uyinnu nibinayi Nawurmi, nan nya iliru nighe nin kata kidowo nighe.
Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nampanaovin’ i Kristy ahy, na tamin’ ny teny, na tamin’ ny asa, mba hampanaiky ny jentilisa,
19 nin likara nalamu a imon ilẹ na ikatin likara inyinnu nit usirne, nin likaran Infip mi Lau, inan se uyirun Urshalima, inin kilin vat udu Illyricum, ise indo ni lirun kirsti ku vat.
dia tamin’ ny herin’ ny famantarana sy ny fahagagana, ary tamin’ ny herin’ ny Fanahy Masìna, dia hatrany Jerosalema ka manodidina hatrany Ilyrikiona, no nahatanterahako ny fitoriako ny filazantsaran’ i Kristy.
20 Nan nya nani, usu kibinayi nighe di ibellu anit uliru Kutellẹ, na niti nanga na iyiru Kirsti ku nin Lisameba, bara uwa tinu kata kitika na umon mal chizunu useuku.
Koa dia nataoko ho voninahitro ny hitory ny filazantsara toy izao: tsy eo amin’ izay efa niantsoana an’ i Kristy anefa, fandrao hanovona eo ambonin’ izay efa naorin’ ny sasany aho;
21 Udi nafo nan nya niyertẹ, ''Alẹ na uliru umang me nsa diru niti mineba nan yeneghe, ale na isa lanzaba yinni.''
fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra.
22 Abi gbardang ina quantizing udak kitiminẹ.
Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo.
23 Nene tutun na nkuru ndumun kiti kusari kone ba, tutun inin dimun kibinayi nwo indak kitimine nya nakus alelẹ na akatẹ.
Fa ankehitriny, satria tsy misy antony intsony ny itoerako amin’ ireto tany ireto sady efa naniry hatramin’ ny taona maro hankany aminareo aho,
24 To nene vat kubiko na ndo Spain, imayitu nin su inyenefi andi in din katu, ukuru utuyi libauni, andi inma kpillu na iyita inmal
raha mankany Spania; fa manantena hahita anareo amin’ ny alehako aho ka haterinareo ho any, rehefa afakafaka ny alaheloko anareo.
25 lanzu nmang lisosin ninfi kokube bàt. Nene in ma du u Urshalima indi su anit anan nibinayi ni lau kata.
Fa ankehitriny dia efa hankany Jerosalema aho hanompo ny olona masìna.
26 Bara imon ichine ari wa di anan Macedoniya nin Achaiya inun su anan indiru kayiri nan nya na nit alau mine alẹ na idin nya Urshalima imon inbunu.
Fa efa sitrapon’ Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin’ ny olona masìna any Jerosalema.
27 Eh, uwa dinani imon ichine nibinayi, tutun nanere iwadi anan dortu inremine. Bara andi Awurme wa kosu imon ilau mine, to iwa dortu nani ure in woru ikosu imon inyii ligowẹ.
Eny, sitrapony izany, sady mpitrosa aminy izy. Fa raha ny jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy, dia tokony hanompo azy kosa amin’ ny zavatra momba ny nofo izy.
28 Asa Kutellẹ nbuni insu kata kane gegeme, uliru nlai ulelẹ nduru kitimine, nma dak kitife in Spain.
Ary rehefa vitako izany, ka voatolotro azy soa aman-tsara izany vokatra izany, dia hihazo any aminareo aho, raha mankany Spania.
29 Inyiru nenge asa in da kitife inma dak nan nya nkulu nmarin Kirsti.
Ary fantatro fa raha mankany aminareo aho, dia homba ahy ny fahafenoan’ ny fitahian’ i Kristy.
30 indi ni 'unu shawara linana, nan nya lisa in Chikilari bite Yisa Kirsti, nin su kibinayi Nfip Kutellẹ, bara ibuni likum nan nya inlira kiti Kutellẹ bara mewe.
Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin’ i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin’ ny fivavahanareo amin’ Andriamanitra ho ahy,
31 Sun ilelẹ meng nan se utuchu kiti na lẹ na inari ulanzun inlirẹ in Yahudiya inan se tutun kata nighe in Urshalima nan se useru kiti nannan fiu Kutellẹ.
mba ho voavonjy amin’ ny tsy mino any Jodia aho, ary mba hankasitrahan’ ny ny olona masìna izay fanompoana hataoko any Jerosalema,
32 Bara in nan da kitimine nan nya nayi abo libo Kutellẹ, nani tutun meng nan ghinu tise ushinu
mba hankanesako any aminareo amin’ ny fifaliana, raha sitrapon’ Andriamanitra, ka samy ho velombelona ny fontsika.
33 Na Kutellẹ lisosin limang yita nan ghinu vat. Usonani.
Ary Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Amena.

< Roma 15 >