< Uruyan Yuhana 5 >

1 Kubi na nyene ucara ulime nlenge na asosin Kutet, kuffa ninyerte kusari kitene nin kades, itursu nin nalap kuzor.
Ary hitako fa, indro, nisy boky voasoratra tao anatiny sy teo ivohony, voapetaka mafy tamin’ ny tombo-kase fito, teo an-tanana ankavanan’ ilay nipetraka teo ambonin’ ny seza fiandrianana.
2 Nyene unnan kadura Kutelle unan likara adin nliru nin liwui kang, “Ghari batin apun kuffa kone na iturse”
Ary hitako fa, indro, nisy anjely mahery niantso tamin’ ny feo mafy hoe: Iza no miendrika hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny?
3 Na umong wa duku kitene kane sa kadas sa nan nya kutyin ule na awasa apuno sa a karanta ba.
Ary tsy nisy tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ ny tany, nahasokatra ny boky na nahajery azy.
4 Meng su kuculu kang bara na iwa se umong ule na abatin apun kuffa sa akaranta kunin ba.
Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita miendrika hanokatra ny boky na hijery azy.
5 Bara nani warum nan nya nakune ane worei, “Na uwa su kuculu ba. Yenen! zakki likuran Nyahuda, litino Dauda, nasu unasara, amere batin apun kuffa nin nalop kuzor.”
Ary ny anankiray tamin’ ny loholona nanao tamiko hoe: Aza mitomany; indro, ny Liona avy amin’ ny firenen’ i Joda, dia ny Solofon’ i Davida, no efa naharesy ka hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny fito.
6 Kiyitik kutet nin kakeke awa nass nan nya nakune, nyene kulara yisin, uwa yene nafo ina mollu. Adinin na wullu kuzor nin niyizi kuzor-ulelere uruhu kuzor un Kutelle ule na ina tu vat inye.
Ary hitako fa, indro, teo afovoan’ ny seza fiandrianana sy ny zava-manan’ aina efatra ary teo afovoan’ ny loholona dia nisy Zanak’ ondry nitsangana tahaka ny efa voavono, nanan-tandroka fito sy maso fito, dia ny Fanahy fiton’ Andriamanitra nirahina hankany amin’ ny tany rehetra.
7 Ame nya adi yaun kuffe ncara ulime, nlenge na asosin kitene kutet.
Ary tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan’ ilay nipetraka teo ambonin’ ny seza fiandrianana.
8 Kubi na ayauna kuffe, makeke tilai nanas nin nakune akut aba nin nanas tinna inno kutyin nbun kuzara, ko gha min fidowo a kukpanu nazurrfa nin nturari, unere nliran nanit alau.
Ary rehefa nandray ny boky Izy, ny zava-manana-aina efatra sy ny loholona efatra amby roa-polo dia niankohoka teo anatrehan’ ny Zanak’ ondry, sady samy nanana lokanga sy lovia volamena feno ditin-kazo manitra izy, dia vavaka ataon’ ny olona masìna izany.
9 Inug su avu apese: “Fere batin uyaun kuffa kone nin npunu au nturse. Bara iwa mollufi, nin nmyifere una seru anit vat nakura, tilem, anit, nin nipinpin.
Ary nihira fihiram-baovao izy ka nanao hoe: Hianao no miendrika haka ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny; Fa voavono Hianao, Ary ny rànao no nanavotanao ho an’ Andriamanitra olona avy tamin’ ny fokom-pirenena rehetra sy ny samy hafa fiteny sy ny olona ary ny firenena rehetra;
10 Una ke nani kipin tigo na priests, isu Kutelle katua, inung ba su tigo nan nya inye.”
Ary efa nataonao fanjakana sy mpisorona ho an’ Andriamanitsika ireo; Ary manjaka ambonin’ ny tany izy.
11 Na nyene nlanza tiwui na nan kadura Kutelle gbardang mine wandi amui amui akalt akut aba nin makeke tilau nan nakune.
Ary nahita aho sady nandre feon’ anjely maro manodidina ny seza fiandrianana sy ny zava-manan’ aina ary ny loholona, ary ny Isany dia alinalina sy arivoarivo,
12 Ighantina tiwue mi “Unan nbatinu amere kuzara kongo na iboo aseru likara, imon nacara, njinjin, likara, ngongon nin liru.”
nanao tamin’ ny feo mahery hoe: Ny Zanak’ ondry, Izay novonoina, dia miendrika handray hery sy harena sy fahendrena sy faherezana sy haja sy voninahitra ary saotra.
13 Lanza imon makekeme kitene kani nin kutyin a kurawa kudia nin vat nimon na idi nanya idin bellu udu kiti nle na asosin kitene kutet tigo nin Kukam, liru, uzazunu, ngongon nin likara tigo, sa ligan udu sa ligan.” (aiōn g165)
Ary izao zavatra ary rehetra izao, na izay any an-danitra, na izay etỳ ambonin’ ny tany sy any ambanin’ ny tany, na izay any an-dranomasina mbamin’ izay rehetra ao anatiny, dia reko samy nanao hoe: Ho an’ ilay mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianana sy ho an’ ny Zanak’ ondry anie ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra ary ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. (aiōn g165)
14 Inawa ntene kawa iworo, “Uso nani!” Akune tunna timuno kutyin itumun-ghe.
Ary ny zava-manan’ aina efatra nanao hoe: Amena. Ary ny loholona dia niankohoka ka nivavaka.

< Uruyan Yuhana 5 >