< Uruyan Yuhana 2 >

1 “Udu kiti ngono kadura Kutelle kilari nlira in Afisawa nyertine: 'Uliru nlenge na a min iyini kuzore ncara ulime me. Ule na adin cinu nan nya tica nla nizinariya kuzore nworo nenge,
Soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Efesosy. Izao no lazain’ ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ ny fanaovan-jiro volamena fito:
2 “Meng yiru imon ile na una suu nin katwaa nijasi fe ayi asheu nin teru kibinai fe, ana fe wa sa uso ligowe nin na nan katwaa kananzang ba, uminin na dumun alenge na idin su inung nono kadura, a na nanere yi ta ba, inanin se nani nin kinuu.
Fantatro ny asanao sy ny fikelezanao aina sy ny faharetanao ary ny tsi-fahazakanao izay mpanao ratsy; ary ianao efa nizaha toetra izay milaza ny tenany ho Apostoly, kanjo tsy izy, ary hitanao fa mpandainga izy;
3 Meng yiru nsheu nteru kibinai fe, umini na neo kang bara lisa ning, a na una lanza kudirya ba.
ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka.
4 Vat nani ndi nin nimon nivira nin fi, bara na una sun usuu nburnu fe.
Kanefa manan-teny aminao Aho, satria efa niala tamin’ ny fitiavanao voalohany ianao.
5 Lizino kiti kanga na una diu ku. Suna kulapi fe usu imon ile na una suzu nin burne. A se na ucino likara li nanza fe ba, in wang dak mba da kalu kuca nle kitene.
Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin’ ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao.
6 Bara na udi nin lele, udin shina nile imon na an Nikolitiya na su, ile wang na meng nari.
Kanefa izao no toetranao: halanao ny asan’ ny Nikolaïta, izay halako koa.
7 Andi udi nin kutuf, lanza imon ile na Uruhu din bellu nilari nliru Kutelle. Ule na a leo likume mba yinunghe ali kucan lai, ko na kudi kipin tigo Kutelle'.
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia havelako hihinana ny avy amin’ ny hazon’ aina, izay eo amin’ ny Paradisan’ Andriamanitra.
8 “Udu kitin gono kadura Kutelle kilarin nlira in Sumaniya nyertine: Ulelere uliru nlenge na awa di nburnue nin ni maline, ulenge na awa ku amini na ti ulai tutung:
Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Smyrna: Izao no lazain’ ny Voalohany sy ny Farany, Izay efa maty, nefa velona indray:
9 “Meng yiru uniu nin likimon fe. (amma udin nin se), nin wulsu na lenge na idininsu innung a Yahudawari (a na naniere ba, ina dii kilarin nlirun Shaitanghari).
Fantatro ny fahorianao sy ny fahantranao (nefa manan-karena ianao), ary ny fitenenan-dratsy ataon’ izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa synagogan’ i Satana.
10 Na iw a lanza fiu nile imon na iba niu mung ba. Yenen! Kugwergenue din cinu u tuu among mine nan nya kilari licin inan dumun minu, iba niu nan nya nayiri li kure. Yitan ni nayi a kone uduru ukul, meng ma ni minu Litappa nlai.
Aza matahotra izay efa hiaretanao; indro, ny devoly efa hanao ny sasany aminareo ao an-tranomaizina, mba ho voazaha toetra ianareo, ary hanam-pahoriana hafoloana. Aoka ho mahatoky hatramin’ ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana.
11 Andi udi nin kutuf, lanza imon ile na Uruhu din belu ninlari nliru Kutell. e Ulenge na aleo likumme na ukul nmba ba seghe ba.
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia tsy hosimban’ ny fahafatesana faharoa.
12 “Cindu udura nikilisiyan Perigamum nyerte: 'Tuo nye re ttigulan nlengee na adi nin kisangali nlikang nasariaba:
Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Pergamosy: Izao no lazain’ ilay manana ny sabatra roa lela maranitra:
13 “'Myen yiru kika na usosin ku-kika na lichur nshaitan nnghari. Vat nani umiin lisa nighye parrt, na usuu nntala nni kibinai fye nmi ba, wan nin nya nayirin Antipas iyizin yenu ning, unan liyisin nanya ninghe, nai wa mdu nan ninghe, kikanye na shaitan sosinku.
Fantatro izay onenanao, dia ao amin’ ny itoeran’ ny seza fiandrianan’ i Satana; ary mitàna mafy ny anarako ianao ka tsy nandà ny finoana Ahy, na dia tamin’ ny andron’ i Antipasy martiorako aza, izay lehilahy nahatoky Ahy, dia ilay novonoina teo aminareo, teo amin’ izay onenan’ i Satana.
14 Nya nani ndi ning nimon baat ugan ninf: Udi ning namon na imiin gangan madudurzun Balaam, na awa duro Balak ku a filo kutalan tiru nbun nnonon Isruila, unang sye ilyeu imon nli njuju uhem nna kwu tichil inin su nzemzem nmulsu.
Kanefa manan-teny kely aminao Aho, fa misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran’ i Balama, ilay nanome fo an’ i Balaka hanisy fahatafintohinana teo anoloan’ ny Zanak’ isiraely, hihinana hena naterina tamin’ ny sampy sy hijangajanga.
15 Libau lirumere, i di ning na le wan na imiin gangan madudursuzu na Nikolainiyawa.
Ary toy izany koa, misy eo aminao izay mitàna ny fampianaran’ ny Nikolaïta tahaka ny an’ ireny.
16 Kwilzinan, nanere! An nanari ba, mba dak nfi dyedei, mba dak nin su likum kitenye minye ning kisangali na ki nuzu nanya nnuu ning.
Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin’ ny sabatry ny vavako.
17 Asa udi nin kutuf, lanza imeile na unangwaru din belu ikilisiyai. Cindu nlengyye na a lyeu, mba nyinghe ummong u manna nau nyeshin, nning ninghye litala libau ning lisa lipesye na i nyertinye kutalye, lisa lo na umon yiru ba nngiwaa unan serye rye yiru.
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’ olona afa-tsy izay mandray azy ihany.
18 “Cindu udura ilisiyan Thyatira nyertine: 'Alenge nye rye agwulan Nsaun Kutelleh, ulenge na iyizi mye di fuo lilyem nnla nin nabunu nafuo ikoroishine na, na weltin:
Ary soraty ho amin’ ny anjelin’ ny fiangonana any Tyatira: Izao no lazain’ ny Zanak’ Andriamanitra, Izay manana maso toy ny lelafo, ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano:
19 “'Nyire imoilee na umai ti. Usuu fye nin ntikibinai nin katwa nin terun nkotunu, wan nin nimoile na una worin nsu ikata in cizinue.
Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny faharetanao, ary ny asanao farany dia be noho ny voalohany.
20 Nin nyanani ndi nin nimon nnari kitene fye: U yinna nin wani unye Jezebel, na adinsu amye uwa nanan nyenju nimon nchinu. Nnya madursudurzu mye, adin rusuzu a cin nnin isuu nzemnzen nmulsu nin nnli nimonnli nainakwa tichil.
Kanefa manan-teny aminao Aho, satria ianao mandefitra amin’ ilay vehivavy Jezebela, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hijangajanga sy hihinana hena naterina tamin’ ny sampy.
21 Nna nnighye kubi a kwilin, na a yinna a kwilin ba a suun nzemzem nye ba.
Ary nomeko andro hibebahany izy, nefa tsy mety mibebaka amin’ ny fijangajangany izy.
22 Yenje! Menba filu nnghe unonku ro nkonu, nin na lenge na ichindin nmolsu nanghe cin piru nijasi idya, ankuru na i kwilla nnuzu nimon nsu mye ba.
Indro, hampandamahiko eo am-pandriana izy, ary izay mijangajanga aminy dia hataoko ao amin’ ny fahoriana lehibe, raha tsy hibebaka amin’ ny asan-dravehivavy izy.
23 Mbaa dazunu nonomye ikuzu, vat niklisiyai ba nin yinnu ning woru myeri din piziru nibinai nin na nyanti nimon. Mba nnyi vat nlenge na asuu imon ile na unit risuu.
Ary hovonoiko amin’ ny fahafatesana ny zanany; ary ny fiangonana rehetra hahalala fa Izaho no mandinika ny voa sy ny fo; ary homeko araka ny asanareo avy ianareo rehetra.
24 Nanyere kagisin minye nnyan Thyatira, cindu vat na lye na isali sa u minnu madursuzu ma nye, inin tani imoile na idinsu muun imon ichancham nshaitan-udu nnghinu ndinsu, 'Na myen ba kwin minu nmong nugetyek ku ba.'
Fa aminareo izay sisa any Tyatira, dia izay tsy manana izany fampianarana izany sady tsy mba mahalala ny ataon’ ireo hoe “sain-dalin’ i Satana”, dia izao no lazaiko: tsy hovesarako entana hafa ianareo;
25 Sa isu nnyiziari, uba minuarye part uchicha cin dak nin.
kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko.
26 Ulenge na alyeu nin iye na suu imoilye na myen nsuu cindu liganghe, cindu nghe mba nyi likalin kityenye timinn.
Ary izay maharesy ka mitandrina ny asako hatramin’ ny farany dia homeko fahefana amin’ ny jentilisa;
27 'Amye ba sun tigo kityeneminye nin ncha fikoro, fuo a dul tiwing a baa puchua ni chinchwun.
ary hiandry azy amin’ ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin’ ny Raiko.
28 Na fuo na nsere kitin Ncif nin, mme wang ba nnighe fibir.
Ary homeko azy ny kintana fitarika andro.
29 Asa u di nin kutuf, lanza imoile na unangwaru din bellu Iklisiyai.'
Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana.

< Uruyan Yuhana 2 >