< Uafisawa 6 >

1 Nono toltinon atimine kiti nanan kumat mine nanya in Cikilari, nanere chaun.
Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ ny Tompo, fa marina izany.
2 “Zazina uchiffe nin nafe” uni unare (udukan burnu nin likawali),
Manajà ny ray sy ny reninao (fa izany no didy voalohany misy teny fikasana),
3 unan so gegeme uta ayiri gbardang nanya nyii.
mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin’ ny tany.
4 Anung achiff, na iwa fiza nono mine ayi ba. Nworu nani, boron nanin iyizi imin nani nanya libau in Cikalari.
Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin’ ny famaizana sy ny fananaran’ ny Tompo izy.
5 Acin, dortong uliru nan cinilari mine nyii ulele, nin toltunu nati nching nin ketuzu, nin kibinayi kirum nafo Kristi.
Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ ny fahatahorana sy ny fangovitana, amin’ ny fahatsoran’ ny fonareo, toy ny fanekena an’ i Kristy ihany,
6 Na bara inan ponani nibinayi in yenju niyizi ba. Nafo acin in Kristi litime, nsu nile imon na Kutellẹ dinin suwe nanya nibinayi minẹ.
tsy amin’ ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin’ olona, fa tahaka ny mpanompon’ i Kristy manao izay sitrapon’ Andriamanitra amin’ ny fo,
7 Isu nani katah nin nayi abo nafo idin su Cikilariari mun na anit ba.
amin’ ny sitrapo manao fanompoana toy ny amin’ ny Tompo, fa tsy amin’ olona,
8 Lizinon katah kacine kanga na kogha nsu, amase uwesu tinonto kitin Cikilari, sa kuchin sa gono kilari.
satria fantatrareo fa izay soa ataon’ ny olona rehetra no horaisiny amin’ ny Tompo, na andevo na tsy andevo izy.
9 Anung an Cinilari nyii, sun achin mine nani, na iwa ziu nani ba, nin yirung woro ame ule na adi Cikilari minẹ nin unmine adi kitene kani, na adin feru ba.
Ary ianareo tompo, manaova toy izany aminy kosa, ka atsaharo ny fandrahonana, satria fantatrareo fa ny Tompony sady Tomponareo koa dia any an-danitra; ary tsy misy fizahan-tavan’ olona aminy.
10 Nmalzune, yisinang nanyan Cikilari nin ligang likara mine.
Farany, mahereza ao amin’ ny Tompo sy amin’ ny herin’ ny faherezany.
11 Shonon imon likum Kutellẹ vat, inan se imon in kesuzu tikancin shitan.
Tafio avokoa ny fiadian’ Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin’ ny fanangolen’ ny devoly.
12 Bara na likum bite lin kidowaei nin mii ba. Likum bite tidin su nanan tigoh nin nanan nakara, a anan tizu nanit isu imong inanzan, isirne nanyan yii ulele, nin nan rusuzu kiti nin fip minanzang nitene nani. (aiōn g165)
Fa isika tsy mitolona amin’ ny nofo aman-drà, fa amin’ ny fanapahana sy amin’ ny fanjakana sy amin’ ny mpanjakan’ izao fahamaizinana izao, dia amin’ ny fanahy ratsy eny amin’ ny rivotra. (aiōn g165)
13 Bara nani shonon imọn likum Kutellẹ vat, inan yinno uyisinu gagang nanya kubi kunanzang kone, isu imele na iba yinnu usue ina yisina nin nakara
Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian’ Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin’ ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.
14 Yisinan nin nakara, itechu imon techu natino icine nin nimon kesu figiri ilau.
Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
15 Shonon akpatak alenge na aba bunu minu ibellu uliru lisosin lisheu.
ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin’ ny filazantsaran’ ny fihavanana ny tongotrareo;
16 Kokome kubi, yirang imon in kesun yinnu sa uyenu, inare ma kesuzu katah kananzang nin tiyop nlan shitan.
ary ho fanampin’ izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipìka mirehitra rehetra izay alefan’ ilay ratsy.
17 Yirang kiti fikoro kin tuchu nin litan kusangali lidya lin funu ulau, unighere uliru Kutellẹ.
Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin’ Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;
18 Nan nya sun lira nin fwag nachara, kokome kubi nannya nfunu ulau, ichisu iyizi nkawu nin sho nati, a nlira bara alenge na isosin bara Kutellẹ.
ary mivavaha mandrakariva ao amin’ ny Fanahy amin’ ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an’ ny olona masìna rehetra,
19 Isu nlira bara meng, bara kadura kanga na iba nii, asa in puno unu, nbelle imon ile na iyeshin nliru Kutellẹ sa fiu.
ary ho ahy koa mba homena ahy ny hiloa-bava amin’ ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara
20 Ilenge na meng unan kadura in niu nari nmong nmin nanya ninyang, bara in nan lira sa fiu nanya licin nighe.
(iraka migadra noho izany aho), mba hiteny izany amin’ ny fahasahiana aho, toy izay mety hoteneniko.
21 Inan yinno imon ille na in di nanye nin nimon ille na in din sue, Tikilus gwana nsu ning, unan katwa nin fiu Kutelẹ, ama bellin minu imon vat.
Fa mba ho fantatrareo koa izay toetro, dia Tykiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin’ ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra;
22 Meng na tughe kiti mine bara nanere, innan yinno ille imon na tuidi nanye, nibinayi mine nan ta sheu.
izy no nirahiko hilaza izany zavatra izany indrindra aminareo, mba ho fantatrareo ny toetray, ary mba hamporisihiny ny fonareo.
23 Lisosin limang udu kiti linuana, nin suu un yinnu sa uyenu unuzu kiti Kutellẹ Uchiff nin Cikilari Yisa Kristi.
Fiadanana anie ho an’ ny rahalahy ary fitiavana mbamin’ ny finoana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo.
24 Ubolu Kutellẹ so kiti nalenge na idinin suu Cikilari bite Yisa nin suu sa ligan
Ny fahasoavana anie ho amin’ izay rehetra tia an’ i Jesosy Kristy Tompontsika amin’ ny fitiavana tsy mety levona. Amena.

< Uafisawa 6 >