< Uafisawa 3 >

1 Bara nanere meng, Bulus, Kuchin in Kristi Yisa bara anughe awurmi.
Ary noho izany, izaho Paoly, mpifatotra an’ i Kristy Jesosy, noho ny aminareo jentilisa, ―
2 Andi ina lanza ubellen nyizu Kutelle nan nna min gegeme bara anughe.
raha mba renareo ny fitondrana ny fahasoavan’ Andriamanitra izay nomena ahy ho anareo,
3 Nafo amoro nyenju kitine kani na iwa dursai, kidegen ka na ki yeshin na nwan nyertin nin liru båt.
fa fanambarana no nampahafantarana ahy ny zava-niafina, araka ny voasoratro tamin’ ny teny fohifohy teo.
4 Nan nya nani iwa yene iyerte umọti minu iyinin uyinu nighe uyeshin ki tenen Kiristi.
Ary araka izany, raha mamaky ianareo, dia ho hainareo fantarina ny fahafantarako ny zava-niafina ny amin’ i Kristy,
5 Kanga na iwa durso among aji ba, udu anit, vat nin nani iwa durso nono kata udu anit, vat nin nani iwadurso nono kata me nin nanan nliru nin nu allenge na iwa chiou nani kusar kurum nanya nfip Kutellẹ.
izay tsy mbola nampahafantarina ny zanak’ olombelona tamin’ ny taranaka lasa tahaka ny fanambaran’ ny Fanahy ankehitriny amin’ ny Apostoly masìna sy ny mpaminany,
6 Inug awurumi adondon nlii ngadu a linuwana kidowo nin li, nonno kidowo adondon nkosu nan linuwana anan kasu likawali nan nya Kristi Yisa bara uliru nlai.
dia ny ahatongavan’ ny jentilisa ho mpiray lova sy ho tena iray ary ho mpiombona ny teny fikasana ao amin’ i Kristy Jesosy noho ny filazantsara,
7 Bara nani nnaso kuchin bara ufilu nin bolu Kutellẹ na tina se bara likara me.
izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fanomezan’ ny fahasoavan’ Andriamanitra, izay nomena ahy araka ny fiàsan’ ny heriny.
8 Meng ulle na ndi ubene chung nan nya na nan nibineyi nilau ina nii ulle ubolu Kutellẹ. Nbellu kadurau nse Kristi kiti nawurmi use ulle na ukatin likara nworo unit se.
Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin’ ny olona masìna rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin’ ny jentilisa ny haren’ i Kristy tsy hita lany,
9 Bara in duro anit kidegen ka na ki nyeshin ncizinu nburnu udu aji aji, ame ullenge na ana kye imon vat. (aiōn g165)
ary ny hampahazava ny olona rehetra mba hahalalany izay fitondrana ny zava-miafina, dia Ilay voafina hatramin’ ny nanaovana izao tontolo izao tao amin’ Andriamanitra, Izay nanao ny zavatra rehetra; (aiōn g165)
10 Nan nya na nan dortu Kutellẹ, nna duro uyiru ngan gan nin likara tigo kitene kane.
mba hampahafantarina ireo fanapahana sy fahefana any an-danitra amin’ izao ankehitriny izao ny mahamaro samy hafa ny fahendren’ Andriamanitra amin’ ny fitondrany ny fiangonana,
11 Kitene nbelen nlai me ini na dak nan nya Kristi Yisa Cikilari bete. (aiōn g165)
araka ny fikasana hatrizay hatrizay izay nataony tao amin’ i Kristy Jesosy Tompontsika, (aiōn g165)
12 Nan nya Kristi tidini likara nibineyi ninyinnu me nan nya yinnu sa uyenu bite kitine mẹ.
Izay ananantsika fahasahiana sy fanatonana amin’ ny fahatokiana noho ny finoana Azy.
13 Bara nani ndin bellu minu na nidowo mine nwa kuba, bara uniu ule na meng diniu bara anughe, ngongong minere na di.
Koa izany no angatahako aminareo mba tsy ho ketraka amin’ ny fahoriako ho anareo, fa voninahitrareo izany.
14 Kitene nanere, Ntumuno nin nalung nbun in Chief bite,
Ary noho izany no andohalehako amin’ ny Ray
15 ulle na vat nanit nan nono mine nan nya kitene kani nin yii ullele nase ukẹ nin lisa kiti me.
Izay ahazoan’ ny fianakaviana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany anarana,
16 Aba niminu nafo na use tigomedi, se likara nanya nfip nnu Kutellẹ, ulle na adi nnanyafe.
mba homeny anareo, araka ny haren’ ny voninahiny, ny mba hohatanjahina fatratra amin’ ny Fanahiny ny toe-panahinareo;
17 Bara Kristi na so nan nya mine nan nya yinnu sa uyenu, bara inan se litino inyisinu nin nakare nan nya nsuu.
mba hitoeran’ i Kristy ao am-ponareo amin’ ny finoana, ka hamaka sy hiorina mafy amin’ ny fitiavana ianareo,
18 Inan yinno, ligowe nin nalle na isosin bara Kutellẹ, impash, injengaran, impiit kitene kani, nin chancham nsuu Kristi din yizari.
mba hahaizanareo mbamin’ ny olona masìna rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary hahavony sy halavany.
19 Yinnon, ussu Kristi katin likara nworu unit yinin, bara inan se ukulunu likulung Kutellẹ.
ary hahalala ny fitiavan’ i Kristy, izay mihoatra noho ny fahalalana, mba hamenoana anareo ho amin’ ny fahafenoan’ Andriamanitra rehetra.
20 Nene kitime ullenge na awanya asu imon vat kitine nimon vat sa ukpiliu kibiineyi bit.
Ary ho an’ izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika,
21 Uzazinu udu kitene nan nya kuti nlira nin Kristi Yesu udu aji aji vat sa ligang uso nanin. (aiōn g165)
ho Azy anie ny voninahitra ao amin’ ny fiangonana sy ao amin’ i Kristy Jesosy hatramin’ ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)

< Uafisawa 3 >