< Ukolosiya 2 >

1 Bara meng dinin su anugheiyinin ngbardang nnono mongo na dimun bara anughe nan nalenghe na idi Nlaudikiya nin ngbardan na isa yene umuro nighe nanya kidowo ba.
Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin’ izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin’ ny nofo,
2 Nworu nibinai mine basennagang, nanya nworu ida vat nimon nacara na idin dasu kiti ncau kibinai nin nyinnu nimong linyeshin unere Kristi.
mba hampifalina ny fony amin’ ny ampiraisana azy amin’ ny fitiavana sy ho amin’ ny haren’ ny fahatokiana be avy amin’ ny fahazavan-tsaina, ho amin’ ny fahalalana tsara ny zava-miafina izay an’ Andriamanitra, dia Kristy,
3 Vat najiya linyeshin nyiru nin nyinnu udi kiti mye.
Izay iafenan’ ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
4 Nna belin munu nani bara umong wa rusuzu munu nin nliru kinu.
Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin’ ny teny toa marina.
5 Nin nani na ndi nanghinu nanya kidowo ba ndi nanghjinu nnya Nfip milau ndin nin liburi liboo nyene imon icine a likara mine nanya nyinu sa uyenu nanya Kristi.
Fa na dia tsy manatrika anareo amin’ ny nofo aza aho, dia manatrika anareo ihany amin’ ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsi-fiovan’ ny finoanareo an’ i Kristy.
6 Cinan nanyan Kristi Yesu Uciffe libau lirum inan sereghe.
Koa tahaka ny nandraisanareo an’ i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa,
7 Yisinan nin likara nanya mye, tutunon litino nanya mye, Yisinan nanya nyinu sa uyenu ulena iwa durso minu imonnu nin ngodiya.
ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin’ ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto amin’ ny fisaorana.
8 Yenen na umong nwa minu bara uyiru mye un karusuzo ba, ule na udi unit usyrne ulenge na udin cinu nin kulapi ninyulele unin na un Kristi ba.
Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, fa tsy araka an’ i Kristy.
9 Bara vat ukullu nke Kutelle sosin nanya kidowo mye.
Fa ao amin’ ny tenany no itoeran’ ny fahafenoan’ ny fomban’ Andriamanitra rehetra;
10 Nanya mye ulengana adi iti nvat ncin nin likara fere nso ukulu ne vat.
ary ianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan’ ny fanapahana sy ny fahefana rehetra,
11 Nanya myere kutelle wa kala nani kucuri na imusin kalu kucuri nacra nanit ba, bara ukalukidowo nin finawa kulapi, nanya nkalu kucuri Kristi.
ary tao aminy koa no namorana anareo tamin’ ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ ny fanesorana ny tenan’ ny nofo, dia tamin’ ny famoran’ i Kristy;
12 Iwa kasu minu nanya su ubabtisma. Nin yinu sa uyenu inani wa fita nin ghe nanya likara Kutelle, ulena ana fiyaghe kiti nanam nkul.
fa niara-nilevina taminy ianareo tamin’ ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan’ Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin’ ny maty.
13 Nin kubi na iwa ku nanya nalapi mine nin nanya nsalin kalu kucuri kidowo, amini wwati minu ise ulai ligowenanghe nin nshawu nin nalapi mine vat.
Ary ianareo, izay efa matin’ ny fahadisoana sy ny tsi-fiforan’ ny nofonareo, dia novelominy niaraka tamin’ i Kristy, rehefa navelany ny fahadisoantsika rehetra;
14 Amini wa wese inyerte na iwa cio nrewe bara arike, nin nbunu ndoka, aamini wa kala vat kite na iwa banaghe kutca.
ary novonoiny ny sora-tànan’ ny didy izay niampanga antsika; dia nesoriny tsy ho eo mihitsy izany ka nohomboany tamin’ ny hazo fijaliana,
15 Amini wa kala anan tigo nan na nakara a puuno nani fong, a dofino ninghinu nanya nse nlii nbun bara na iwa banaghe kutca.
ary nesoriny tsy ho eo amin’ ny tenany ny fanapahana sy ny fahefana, ary noho ny hazo fijaliana dia nasehony miharihary ny fitondrany ireo toy ny fanaon’ izay avy nandresy.
16 Bara nani na umong nwa wucu kidegen kiti mine nbelle kileo nin nsonu sa ubuki npui upese, nin kitene nari na sabbar.
Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;
17 Ilele vat inshin nimon ile na iba dakari, bara icineb Kristi ari.
aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an’ i Kristy.
18 Na umong nwa bolu minu uduk mine bara usu mye unteltunu liti kinunanya ntumolunu na nan kadura Kutelle imusin nnit une. Asa amuzo nin nimon ile na ayene, aso unan nfo figiri hem nani nanya nkpilizun kidowo.
Aza mety hofitahina tsy hahazoanareo ny loka noho ny fanetren-tena haitraitra sy ny fivavahana amin’ ny anjely, ka mitompo amin’ ny zavatra efa hitany sady feno fiavonavonana noho ny fisainan’ ny nofony
19 Na ame myin un Kristi kuba na amere di nnuzu kidowo amini myin ligowe kitene limunun kidowo kani di nkunju nafo na Kutelle nati kinin ki kunno.
ka tsy mihazona ny Loha; Izy no itomboan’ ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin’ ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan’ Andriamanitra.
20 Adi una kuu nin Kristi unuzu na dadu kulapi ani yanghari taa inalitife udu uye:
Ary raha niara-maty tamin’ i Kristy ianareo ka efa afaka tamin’ ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, nahoana no toa mbola velona amin’ izao tontolo izao ihany ianareo ka mety hodidiana hoe:
21 Na uwa myin ba, sa ulelee basa ududowa?
Aza mandray, aza manandrana, aza manendry ―
22 Ulele udokari nin dursuzu nanit, kitene nimon vat na iba nanu sa katwa.
levona amin’ ny fanaovana ihany izany rehetra izany ― araka ny didy sy ny fampianaran’ olona?
23 Ulenge usu tidokoke ti di jijin adini liti me nin nonku liti aninu kidowo, Bara na idinin na ukan nimon ba nbelele kidowo.
Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin’ ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.

< Ukolosiya 2 >