< 2 Utasalonika 2 >

1 Nene ti din fe minu achara, linuana nbelen ndak Ncikilari bite Yesu Kristi nin zuru bite kitime,
Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin’ ny fihavian’ i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy,
2 na imomon cingilin wa zunlun nibinei mine sa ti nana nayi, nyan funu, ligbulan sa iyert nnuzu kitibi-iyinin lirin Cikilari nmi dak.
mba tsy halaky hohetsiketsehina amin’ ny saina na hampitahorina ianareo, na amin’ ny fanahy, na amin’ ny teny, na amin’ ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron’ ny Tompo.
3 Yenje umon wa rusuzu minu. Na li ba dak ba, se udieu daa, inin durso unan dinon, gono na iba molu.
Aza mety hofitahin’ olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
4 Amere ulenge na gnanti litime kitine ni le imon na idin yi chu Kutelle sa idin tumzun inin kitin, a sosin nya kutii kulau Kutelle adin yenju litime nofo Kutelle.
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin’ ny tempolin’ Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.
5 Na ina lizin kubi nan wa di nan gninu nwa belin minu imon ilele?
Tsy tsaroanareo va fa fony mbola teo aminareo ihany aho, dia efa nilaza izany zavatra izany taminareo?
6 Nene iyiru ile imon na iwantin gne, iba dursu gne kubi kuchine.
Ary ankehitriny fantatrareo ny zavatra misakana, mba hampisehoana azy amin’ ny fotoan’ androny.
7 Ungneshinu nnan dinon di kataa, uwaru gnari nwantin gne nene se ikala libau we.
Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna, kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny ihany.
8 Iba nin dursu unan dinon, ulenge na Cikilari isa ba molu nin fieu nnuu me anin ti gne alawa imon ba asa adaa.
Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin’ i Jesosy Tompo amin’ ny fofonain’ ny vavany ary hofoanany amin’ ny fisehoan’ ny fihaviany;
9 Udak nnan dinon ba yitu bara kataan shetan nin na kara me vat, udursu nin puzunu tinuu kinuu,
ny fihavin’ ilehiny dia araka ny fiàsan’ i Satana amin’ ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra
10 nin vat kinuu ndinon na lenge na idin kuzu, bara na ina nari useru nsuu kiden bara inan seh utuchu.
ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin’ izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
11 Bara nene Kutelle ba tuu nani nin ilataa ka nanzan bara iyinin nin kinuu,
Koa izany no ampanateran’ Andriamanitra fiàsan’ ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,
12 bara isu nani usharaa vat alenge na iyinna nin kiden inanin yira mmang ndinon.
mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.
13 Arik ba godu Kutelle bara anuu ko ki shii, linuana na Cikilari dinin suu mine, bara na Kutelle na fere minu nonon infunu anan tucha nya kataa kalau nfunu nin yinnu kiden.
Fa izahay tsy maintsy misaotra an’ Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, ry rahalahy malalan’ ny Tompo, satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin’ ny voalohany hahazo famonjena amin’ ny fanamasinan’ ny Fanahy sy ny finoana ny marina,
14 Na ana yichila minu nya kadu ra bite kamang ise uzazinu Cikilari bite Yesu Kristi.
sady ho amin’ izany koa no niantsoany anareo tamin’ ny filazantsaranay hahazoanareo ny voninahitr’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
15 Bara nani, linuana, yisinan nin na kara, imin atanda ale na ina dursu minu, sa ligbulang sa niyert.
Koa tomoera tsara, ry rahalahy, ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin’ ny teninay, na tamin’ ny epistilinay.
16 Nene nlirari Cikilari Isa Kristi litime, nin Kutelle uchif bite na ana ti usuu bite ana aari nchan channnin nchine nyinnu nin bun nyan shew, (aiōnios g166)
Ary Jesosy Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika, Izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin’ ny fahasoavana, (aiōnios g166)
17 nchancham nintunu ni binei mine nya vat kataa ka chine nin ligbulan.
no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin’ ny asa sy ny teny tsara rehetra.

< 2 Utasalonika 2 >