< 2 Ukorintiyawa 4 >

1 Bara nani ti wa dini ka katwaw, nene ti lanza feu ba.
Ary amin’ izany, satria manana izany fanompoana izany izahay, araka ny nahazoanay famindram-po, dia tsy ketraka.
2 Imemako nani, tima sunu tibau nlanzun cin nin too nati gheshin, nanit sosin nanya tiwankari b, tutung na ti miin li gbulan Kutelle zemzem ba, Nbelin kiden, tiduro atibite kibinai nanit vat nizi Kutell.
Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin’ ny fihendrena, na manatsatso ny tenin’ Andriamanitra izahay; fa amin’ ny fanehoana ny marina no ideranay tena amin’ ny fieritreretan’ ny olona rehetra eo imason’ Andriamanitra.
3 Bara nanin iwase kadura bite tursu, katurusun kiti nale na idin kuzari.
Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin’ izay ho very izany,
4 Kusari mine, kutelles iyi ulele mali tursu nanin iyizu mine bara na iyasa iyene nkanan kadura ngogon Kristi, na amere tikana Kutelle. (aiōn g165)
izay nohajambain’ ny andriamanitr’ izao tontolo izao, dia ny sain’ ny tsy mino, mba tsy hiposahan’ ny fahazavan’ ny filazantsaran’ ny voninahitr’ i Kristy, Izay endrik’ Andriamanitra. (aiōn g165)
5 Bara na tidin dursuzu ati bite ba baranane Yesu Kristi nafo Ucif nin nati biteb nafo acin mine bara Yesu.
Fa tsy ny tenanay no torinay, Fa Kristy Jesosy Tompo, ary izahay mpanomponareo noho ny amin’ i Jesosy.
6 Bara Kutellere na woro, ''Nkanang ma dak nanya sirti “amani na duro nanya nibinai bite an ni nkanang nyiru ngongon Kutelle nbun Yesu Krist.
Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin’ ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin’ ny fahazavan’ ny fahalalana ny voninahitr’ Andriamanitra eo amin’ ny tavan’ i Jesosy Kristy.
7 Bara nani tidinin nimunile na tina ceu nanya nasul tiwi, bara na udi feing au likara lidia dikiti Kutelle na arik ba.
Fa manana izao rakitra izao amin’ ny vilany tany izahay, mba ho an’ Andriamanitra ny halehiben’ ny hery, fa tsy ho avy aminay.
8 Tidin lanzu npapaat nanya tidina va. Bara nanin na kata likara bite ba nibinai bite fit, nati lanza feu ba.
Voageja manodidina izahay, nefa tsy terỳ; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;
9 Ishaa nari na tisuna b, idin wulzu nari na i molo ba.
enjehina, nefa tsy nafoy, potraka, nefa tsy maty;
10 tidin tizu nidawo bite nanya nkul Yesu, Bara ti se ulai kitene Yesu ni lai me na ana ura nidawo nanit.
mitondra ny fahafatesan’ i Jesosy mandrakariva ao amin’ ny tena izahay, mba haseho ao amin’ ny tenanay koa ny fiainan’ i Jesosy.
11 Arik ale na tidinin ninlai idin nawu nari udun kul bara Yesu ulai Yesu nan duro nidowo bite n anit.
Fa izahay izay velona dia atolotra ho amin’ ny fahafatesana mandrakariva noho ny amin’ i Jesosy, mba haseho ao amin’ ny nofonay mety maty koa ny fiainan’ i Jesosy.
12 Bara nani, ukull di katua nanya bit barnanin ulai di katwa nanya min.
Koa ny fahafatesana no miasa ao aminay, fa ny fiainana kosa ao aminareo.
13 Bara nani ti di nin fip inyinu sa uyenu mirum vcindu ilele na iwa yertin “in yin, nanere indin belin belu “. Ti yinia tutung nanere tidin belu.
Ary satria manana izany fanahin’ ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: Nino aho, ka dia niteny, dia mino koa izahay ka miteny;
14 Ti yiru ule na ana fighe Ucif bite Yesu ama kuru afiya nari nin gh, ama kuru adak nin ngherik nan nghenu udu ubunme.
fa fantatray fa Izay nanangana an’ i Jesosy Tompo no hanangana anay koa miaraka aminareo.
15 Vat nimong bara fere nafo na ubolu Kutelle i bagilno unin udu anit gbardan ugodinya ba kpinu udu ngongon Kutelle.
Fa ny zavatra rehetra dia natao noho ny aminareo, mba hitomboan’ ny fisaorana ho voninahitr’ Andriamanitra noho ny fitombon’ ny fahasoavana amin’ ny maro.
16 tina lanza fiu b, kodayike tidin malsu ndas, nanya nidowo bite tidin kpilzinu apese ko kishi.
Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan’ andro isan’ andro kosa ny toetray anatiny.
17 nani ko kub, nkanang din kye nqari cin du ngetek nin sa ligan ngongong munu na mukatin abatu. (aiōnios g166)
Fa ny fahorianay maivana, izay vetivety foana, dia mainka miasa fatratra indrindra ka mahatanteraka voninahitra mavesatra maharitra mandrakariva ho anay, (aiōnios g166)
18 Bara na ti din caa ni mun ile na idin yenju b, bara nani idin yeju na in dan dunari ba bara nani umun ile na idin yenju ba in sa ligan ghare, (aiōnios g166)
raha tsy mijery ny hita izahay, fa ny tsy hita; fa ny hita dia ho vetivety foana, fa ny tsy hita no haharitra mandrakizay. (aiōnios g166)

< 2 Ukorintiyawa 4 >