< 2 Ukorintiyawa 11 >

1 nin s, iso nin mi kitini nin tong tilalang ton, bara nani idin suzuku nin mi!
Enga anie ka mba handefitra amiko amin’ ny hadalana kely ianareo, kanefa mandefitra amiko ihany ianareo.
2 Bara men dinin liyarin nati mine indi nin liyarin Kutelle bara anun, in wa timinu likawali niligma nin les urum I nakpa minu nafo kubura kulau kitin Krist.
Fa fahasaro-piaro araka an’ Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin’ ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotra tahaka ny virijina madio ho an’ i Kristy.
3 Bara nanin indin lanzu fiu nafo na fiyii wa rusuzo uwane nin kujinjin me ukpilzu mine wasa udu unkonkusari unuzu kidegen ghe nin lau nlira mine udu Kristi.
Fa matahotra aho, fandrao ny sainareo ho simba hiala amin’ ny fahitsiam-po sy ny fahadiovana amin’ i Kristy, tahaka ny namitahan’ ny menarana an’ i Eva tamin’ ny fihendreny.
4 Baqra umong wa dak ada belin minu ubeelen Yesu bani lele natidin belin minu, sa nin seru mun ifip migan nin moo na ni seru, sa umon uliru dabam ulena ina mali seru. yenjen ile mone kang.
Fa raha misy tonga ka mitory Jesosy hafa izay tsy notorinay, na ianareo mandray fanahy hafa izay tsy noraisinareo, hay! tsara ny andeferanareo amin’ izany!
5 Bara na indin kpilizu au nan di nanya na baat ananzang udu aleli “anan kadura adidiabYesu.”
Fa ataoko fa tsy misy mahalatsaka ahy noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo.
6 Bara nani sa ko na inaserun udursuzu in suzu nliru b, na ina se udursuzu inyinu b. Nanya ko kame libau nin nanya nimon vat tina belin minu iyinin.
Fa na dia olona tsy nampianarina laha-teny aza aho, dia tsy mba tahaka izany amin’ ny fahalalana; fa tamin’ ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin’ ny olona rehetra izany hahasoa anareo.
7 Ina ti kulapi na ina toltunughe bara inan ygantin minu, bara na indin belu minu uliru Kutelle sa ubiziya?
Diso va aho, raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory maimaimpoana ny filazantsaran’ Andriamanitra taminareo?
8 Idin bulsu imon na mong atii alau bara inan da minu katwa mun.
Namabo ny fiangonana sasany aho ka nandray karama hanompoako anareo.
9 kona iwa di nan ghin, iwa dinin bukat, na iwa ti umon ti kanci b, Bara ubukata ni nuzu kiti linwana ale iwa nuzu kusarin Makidoniya. nan nanya nimon kap iwa ceu litinin kitin ti mong timinu kanci, mmini ma li ubun suu nani.
Fa raha nitoetra teo aminareo aho ka tsy nanana, dia tsy mba nahavaky tratra olona aho; fa raha vao tonga avy tany Makedonia ny rahalahy, dia nomeny ahy izay nilaiko; ary tamin’ ny zavatra rehetra dia nitandrina tsara izay tsy hahavaky tratra anareo aho sady mbola hitandrina izany ihany.
10 Nafo na kidegen Kristi di nanya ni, ufo figiri ulena men na uma so tik ba nanya tikot, nafo Achin.
Raha ato anatiko koa ny fahamarinan’ i Kristy, dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin’ ny tany Akaia.
11 Barin yang? bara na indi nin suu mine baa? Kutelle yiru idinin suu mine.
Nahoana? Satria tsy tiako va ianareo? Andriamanitra no mahalala.
12 Bara ilemon na idin su, na mma kuru su, inaqre ima li ubung insue bara inan tursu tunu nanan nale na idinin su tiyita arumme nin foo figiri.
Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany, mba hampitsaharako ny famelezan’ izay mitady hamely, mba ho hita fa tahaka anay ihany izay amin’ ny izay ireharehany.
13 musu nanit ane anan kadura kinuwari, anan katwa kirusuza in sakizu timuro mine nafo anan kaduran Kristi.
Fa Apostoly sandoka izy ireny, mpiasa mamitaka, ka dia mampiova ny endriny ho tahaka ny Apostolin’ i Kristy.
14 Na ulele imon ipesari b, bara na shitan wang din sakizu kidowa me nafo gono kadura Kutelle unan kanang.
Ary tsy mahagaga izany, fa Satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin’ ny mazava.
15 Na ile mone imon ipeseri kan ba andi ann katwa me ma yiti nafo nono lilaure. Ligan mine ma yitu nafo matiza mine na ise.
Koa tsy zavatra lehibe tsy akory, raha ny mpanompony koa no mba mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon’ ny fahamarinana; nefa ny farany ho araka ny asany ihany.
16 In kurun bele: umon nwa su naya kibinai me meng ulalanghari b. Bara na uwa su sereni na fo ulalangha bara inan foo figiri bite.
Hoy izaho indray: Aza misy manao ahy ho adala; nefa, na dia misy manao izany aza, raiso toy ny adala aho mba hireharehako kelikely koa.
17 Ile mong na indin bele mbeleng foo figiri na u serimku kiti ncif ba bara na idin liru nafo ulalang.
Izao lazaiko izao dia tsy lazaiko araka ny Tompo, fa toa amin’ ny fahadalana amin’ izao rehareha matoky izao ihany.
18 Uwonru, anit gbardan na foo figiri nanya kidawo, men ma ma tutun foo figir.
Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.
19 Bara na anin susin nayaboo nan nalalan, na idi jijin ati mine.
Fa sitrakareo ny handefitra amin’ ny adala, satria hendry angaha ianareo.
20 Bara na u susin nin mong na a wa tifi licin awa kusufi nan na dondo, awa kata fi awa din fun, sa awa reu fi ummuro.
Fa hay! mandefitra ihany ianareo, raha misy manandevo anareo, raha misy mandany anareo, raha misy misambotra anareo, raha misy mirehareha aminareo, raha misy mamely ny tavanareo.
21 Indin liru nin cin bara na arik wa di seen insu ni leli imone nin nani vat kubi ko na umong reu figiri indi liri nafo ulala menn wang reu fiiri.
Manala-barà-tena aho ka toa manaiky fa nalemy izahay! Fa amin’ izay mahasahy ny olona (miteny toy ny adala aho), dia mba sahy koa aho.
22 Inung a Ibraniyawara? menwang nenere. Israilawa? menwang naner. inun nanuzu kuwunu Abrahamari? menwang.
Hebreo va izy? Izaho koa. Isiraelita va izy? Izaho koa. Taranak’ i Abrahama va izy? Izaho koa.
23 acin Kristiari? [indin liru nafo ule na lite duku ba] Meng katin katin nanya ti kibinai katw, piit nanya lici, nanya foo salin bat, nanya yenju nimong zikiki in kul.
Mpanompon’ i Kristy va izy? (miteny toy ny olona very saina aho) mihoatra noho izy aho: amin’ ny fisasarana manan-tombo, amin’ ny tranomaizina matetika kokoa, amin’ ny kapoka be efa izay tsy izy, amin’ ny fahafatesana matetika.
24 Unuzu na Yahudawa in wa sara “tishon akut anas sa lirum.''
Indimy aho no nokapohin’ ny Jiosy inefa-polo latsaka iray avy.
25 Sau titat i wa kpizii nin nkuru iwa filisiyi sau urum i wa tii inneu sau tita, in wa yerin in moro nfang nanya nteku.
Intelo nokapohina tamin’ ny hazo aho, indray maka notoraham-bato, intelo no vaky sambo, indray andro sy indray alina no nitoetra teo amin’ ny lalina,
26 Incin gbarda, nin nigingawa ni nanzaang nanya ti tidana nakiri, nanyan nnanzan nin nabit nin nanya nnanzang nan nawurimi nanya nananzan nanya kipi, nananzang kusshuo nanya nnazan ntek, nanya nnanzag nnuzu nuana kinu.
nandeha matetika aho, saiky nahita loza tamin’ ny ony, saiky nahita loza tamin’ ny jiolahy, saiky nahita loza tamin’ ny tompon-tany namako, saiky nahita loza tamin’ ny jentilisa, saiky nahita loza tao amin’ ny tanàna aho, saiky nahita loza tany an-efitra aho, saiky nahita loza tany amin’ ny ranomasina aho, saiky nahita loza tamin’ ny rahalahy sandoka aho,
27 Iwadi ktwa nijasi nin nanya nijas, nanya kiitik sa mmor, nanya kupe nin kotu nayi nin sali ni nimonlii, nanya tituwui fisere.
tamin’ ny fisasarana sy ny fikelezan’ aina, tamin’ ny tsi-fahitan-tory matetika, tamin’ ny hanoanana sy ny hetaheta, tamin’ ny fifadian-kanina matetika, tamin’ ny hatsiaka sy ny fitanjahana.
28 Banin ni mun va, upardinu kitene ning vat liri kitine nin bara kibinai nighe di bara atii alau at.
Afa-tsy ireo zavatra ivelany dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan’ andro, dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra.
29 Ghari sali nin likara na meng nin sali munba? nghari ta umong deu nanga kulap, na meng juju kkidowo nin ghe ba?
Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina, ka tsy mirehitra aho?
30 Andi nma reu figir, nma reu figiri bara ile imong na idurui lidarni ning
Raha tsy maintsy mirehareha aho, dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.
31 Kutelle nin Cif Cikilari Yes, ame ule na idin rughe sa ligan, yiru nan din belu kinu ba! (aiōn g165)
Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho. (aiōn g165)
32 Kusarin Damaskus, ugumna nacaran ngo Aretas wadi nca kagbirin Damaskus bara inan kifai
Tany Damaskosy ny governora notendren’ i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damaskosy mba hisambotra ahy;
33 Bara nani inutuni kibulun kibene nanya kugbetu likii in nin cuu na cara me.
fa avy teo amin’ ny varavarankely eo amin’ ny mànda no nampidinana ahy tamin’ ny sobiky, ka dia afa-nandositra ny tànany aho.

< 2 Ukorintiyawa 11 >