< 1 Timothawus 4 >

1 Nene nfip Kutellẹ na bellin fwang, unaworo udu ubun amon anit ba sunu uyinnu sa uyenu, ini nibinai mine kiti nfip kirusuzo, nin madursu dursuzo nagbergenu,
Fa ny Fanahy milaza marina fa amin’ ny andro aoriana dia hihemotra amin’ ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran’ ny demonia,
2 Libau kinu nin karusuzo isaka ukpilizu mine.
amin’ ny fihatsaram-belatsihin’ ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
3 Ima wantinu usu zu nilugma, nin nli nimonli ille na Kutellẹ na ke, ilẹ na udin nizu nin ngodiya, nanya nale na ida iyinin kidene.
izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon’ Andriamanitra ho an’ izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin’ ny fisaorana.
4 Bara vat nile imon na Kutellẹ nke icineari, tutun na imono duku ulle na iba nari ba asa isere nin godiya.
Fa ny zavatra rehetra nataon’ Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin’ ny fisaorana,
5 Idi lau bara na ina kusu inin nin nliru Kutellẹ nin lira.
satria hamasinin’ ny tenin’ Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
6 Asa ulizino linauna ile imone, uba so kucin kucine katwan Yisa Kristi, fe ulle na use liyisin nanya nyinnu sa uyenu, nin dofinu ndursuzu ucine na udofino.
Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin’ izany zavatra izany ianao, dia ho mpanompo tsara an’ i Kristy Jesosy, tezaina amin’ ny tenin’ ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.
7 Bara nani nari abin nawali nin nizogo Kutellẹ, shono liti unan so unan yiru nanya ndortu Kutellẹ.
Fa ny anganongano ratsy fanaom-bavy antitra dia lavo, ka mampiasà ny tenanao ho amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra.
8 Ushonu liti caun nin kubi cing, imon vat caun nanya ndortu Kutellẹ, bara na uba ni ulai nyulele nin un cin dak.
Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra no mahasoa amin’ ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin’ ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa.
9 Uliru ulele ucineari, ubatina nworo vat nanit seru.
Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ ny fankasitrahana rehetra.
10 Unnere nta tidin niu nin nfo kidowo, bara tidin nin likara kibinai kiti Kutellẹ unan lai, ame unan tucu nanite vat massaman alle na iyinna sa uyenu.
Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an’ Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
11 Dursuzo nani ilẹ imone, uti nani isu.
Izany zavatra izany no andidio sy ampianaro.
12 Na umon nwa yassu fi bara na udin fitu ba, bara nani sọ imon yenju kiti na nan nyinnu sa uyenu nanya nliru, nin nyiru ncin, nin nsu, uyinnu sa uyenu, a kibinai kilau.
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ ny mino ianao amin’ ny fiteny, amin’ ny fitondran-tena, amin’ ny fitiavana, amin’ ny finoana, amin’ ny fahadiovana.
13 Ceo kibinai fe nyenju ninyerte, nin nwunu natuf, a udursuzu nimon udu kubi ko na mba dak.
Mandra-pihaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana.
14 Na uwa fillin uda diu ulle na udumun ba, na iwa bellin udumun, ligowe nin tardu nacara nadidia kutyin nliran.
Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin’ ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan’ ny loholona.
15 Dirtino nsu nile imone, nā litife nan nya ninig, bara anit vat nan yene uli nbunfe.
Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin’ izany, mba hiseho amin’ ny olona rehetra ny fandrosoanao.
16 Cinna seng nin litife, nin ndursuzu fe, dirtino nanya nile imone, bara usu nane ba tifi use utucu litife nin nale na idin lanzufi.
Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin’ izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.

< 1 Timothawus 4 >