< 1 Bitrus 5 >

1 Ndin wunu na kune ale na idi nan nya mine atuf, meng wang ukuneari nafo anunghe a ushaida nniu in Kristi, a tutung, yita nan nya ngongong mongo na mima dak.
Koa ny amin’ ny loholona izay eo aminareo, izaho, izay naman ny loholona sy vavolombelon’ ny fijalian’ i Kristy ary mpiombona ny voninahitra efa haseho koa, dia mananatra azy hoe:
2 Bara nani, ndin wunnun minu atuf a kune, sun libya nnono Kutelle na idi nan nya mine. Yenjen nani gegeme, na bara uso minu gbas, ama bara ita nibinai ku, nafo usu Kutelle. Yenje nani gegeme, na bara ikurfung nsalin kidegen ba, ama nin yinnu.
Andraso ny ondrin’ Andriamanitra izay eo aminareo, mitandrina azy tsy an-terỳ, fa amin’ ny sitrapo [araka an’ Andriamanitra]; tsy amin’ ny fitiavana harena maloto, fa amin’ ny zotom-panahy;
3 Na uwa so nafo cikilari kitene na lenge na udi libya mine ba, ama so imon in yenju kiti mine.
tsy ho mpanjakazaka, amin’ ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran’ ny ondry.
4 Asa Idurso ugo na nan libya we, ima seru litap ligogong nin salin nshaltu.
Ary rehefa miseho ny Lohan’ ny mpiandry, dia hahazo ny satro-boninahitra tsy mety simba ianareo,
5 Nan nya libo lirume, anung uzaman, nonkon atimine kiti na kukune. Vat mine teren atimine nin nibinai nisheu isu ati mine nitwa, bara Kutelle nari unan tikunan liti ama unan nonku liti din se ubunu Kutelle.
Ary ianareo izay mbola tanora fanahy kosa, dia maneke ny loholona. Eny, samia misikìna fanetren-tena ianareo ka mifanompoa; fa “Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ ny manetry tena”.
6 Bara nani nonkon atimine kadas ncara likara Kutelle mboti anan ghatinminu kubin cin dak.
Koa amin’ izany manetre tena ambanin’ ny tàna-maherin’ Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ ny fotoan’ andro;
7 Toltunong imon nsu mine vat nabunume, bara a ceo kibinai nati mine.
ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo.
8 Yitan nin nonku nati, yitan nin yenju. Unan nivira mine kugbergenue -masin nafo zaka unan kuculu adin galu akilo buu, npiru nlenge na ama li.
Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;
9 Yisinan ghe nin nakara. Yitan nin nakara nan nya in yinnu sa uyenu mine. Yinnon nworu nuana mine nan nyan yie din tecu ayi nin nimusun nniu uremere.
tohero izy, ka miorena tsara amin’ ny finoana ianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran’ izao tontolo izao.
10 Kimal na ima niu nin kubi bat, Kutelle nvat nbolu nanit, alenge na na yicila minu nan nya ngongong me m sali ligang nan nyan Kristi, ma kulu minu, ma ciu minu, amnin ni munu akara. (aiōnios g166)
Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin’ ny voninahiny mandrakizay ao amin’ i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo. (aiōnios g166)
11 Kiti mere tigo maso sa ligang. Uso nani. (aiōn g165)
Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena. (aiōn g165)
12 Meng yira Silvanisu ku nafo gwana nciu kibinai, nmini na nyertin minu bat unuzu kit me, Nwunun minu atuf nminin nduro minu nworu imon ilenge na nna nyerti minu kidegen nbolu kutelleari. Yisinan kitene ni ning.
Efa manoratra teny fohifohy ho aminareo aho hampitondraina an’ i Silasy, izay ataoko ho rahalahy mahatoky, dia mananatra anareo aho ka manambara fa izany no tena fahasoavan’ Andriamanitra, ― tomoera tsara amin’ izany ianareo.
13 Kishono kanga na kidi in Babila, ulenge na ina fere ghe ligowe nan ghinu, din lissu minu; a Marku, usaun nin, din lissu minu.
Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.
14 Lisson ati mine nin nilip in nyukunu tinnu un su. na lissosin lisheu so nan ghinu vat anung na idi nan nyan Kristi.
Mifanaova veloma amin’ ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin’ i Kristy anie ny fiadanana.

< 1 Bitrus 5 >