< Ohabolana 17 >

1 Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana.
MAIKAI hahi huna ai maloo me ke aloha pu kekahi, Mamua o ka hale i piha i na mohai ke pili me ka hakaka.
2 Ny mpanompo hendry dia hanapaka ny zanaka manao izay mahamenatra Sady hizara lova amin’ ny mpirahalahy.
O ke kauwa noonoo, e noho oia maluna o ke keiki e hana hilahila ana; A mawaena o na hoahanau e loaa ia ia kekahi hooilina.
3 Ny memy ho an’ ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an’ ny volamena; Fa Jehovah ihany no Mpamantatra ny fo.
He ipu hoohehee, no ke kala ia; no ke gula hoi he kapuahi uuku; Aka, na Iehova e hoao mai i na naau.
4 Ny mpanao ratsy mampandry sofina amin’ ny molotra mandainga; Ary ny mpandainga mihaino ny lela mampidi-doza.
O ka mea hewa la hoolohe oia i na lehelehe wahahee; O ka mea wahahee hoi, haliu kona pepeiao i ke elelo ino.
5 Izay mihomehy ny malahelo manala baraka ny Mpanao azy; Ary izay faly amin’ ny fahorian’ ny sasany dia tsy maintsy hampijalina.
O ka mea hoomaewaewa i ka mea nele, Ua hoowahawaha oia i ka mea nana ia i hana; O ka mea hoi i olioli i ka poino, Aole ia e pakele i ka hoopai ana.
6 Satroboninahitry ny antitra ny zafiny; Ary voninahitry ny zanaka ny rainy.
O ka lei o ka poe elemakule, oia na keiki a na keiki; O ka nani hoi o na keiki, oia na makuakane o lakou.
7 Ny teny jadona tsy tandrifiny halahatry ny adala, Koa mainka fa tsy tokony ho an’ ny zanak’ andriana ny molotra mandainga.
Aole i kupono i ka mea naaupo ka lehelehe pololei; Aole loa hoi i ke alii ka lehelehe wahahee.
8 Ny kolikoly dia toy ny vato soa eo imason’ izay mahazo azy, Ka na aiza na aiza alehany dia ambinina ihany.
He pohaku waiwai io ka makana i ka maka o ka mea nana ia; Ma na wahi a pau e loaa ana he mea ia e pono ai.
9 Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka; Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.
O ka mea huna i ka hewa, oia ke imi i ke aloha; O ka mea hoolaha hou ae, hookaawale oia i na makamaka.
10 Ny anatra dia manan-kery kokoa amin’ ny hendry Noho ny kapoka injato amin’ ny adala.
Komo ke aoia mai iloko o ka mea naauao, Mamua o na hahau ana he haneri iloko o ka mea lapuwale.
11 Ny maditra dia fatra-pitady ny ratsy, Ka dia iraka lozabe no irahina hamely azy.
Ma ke kipi wale no e imi ai ke kanaka ino; Nolaila, hoounaia ka ilamuku io na la.
12 Aleo mifanena amin’ ny bera very anaka Toy izay amin’ ny adala feno hadalana.
E aho ke halawai ka bea keiki make me ke kanaka, Aole ka mea naaupo iloko o kona lapuwale.
13 Izay mamaly ratsy ny soa, Ny ratsy tsy hiala ao an-tranony.
O ka mea hana ino aku na ka mea hana pono mai, Aole e kaawale ka ino mai kona hale aku.
14 Ny fiandohan’ ny ady dia toy ny manata-drano, Koa ilaozy ny fifandirana, dieny tsy mbola mifandramatra.
E like me ka hookahe ana o ka wai, Pela ka hoomaka ana o ka hakaka; Nolaila, e oki e i ka hakaka mamua o kona mahuahua ana.
15 Izay manamarina ny meloka, na izay manameloka ny marina, Dia samy fahavetavetana eo imason’ i Jehovah.
O ka mea hoopono aku i ka mea hewa, A o ka mea hoahewa aku i ka mea pono, Ho mau mea hoopailua laua ia Iehova.
16 Hatao inona re ity vola an-tànan’ ny adala? Hamidy fahendrena va? tsy manan-tsaina izy.
No ke aha la keia, he kumu kuai ma ka lima o ka mea lapuwale, E kuai aku ai i ke akamai, aohe ona manao malaila?
17 Izay tena sakaiza tokoa dia tia amin’ ny andro rehetra, Sady miseho ho rahalahy hamonjy amin’ ny fahoriana.
I na manawa a pau e aloha ana ka makamaka, A no ka la popilikia i hanau ai ka hoahanau.
18 Olona tsy ampy saina izay mifandray tanana Hiantoka eo anatrehan’ ny sakaizany.
O ke kanaka naauao ole, pai oia i ka lima, Lilo ia i mea panai imua o kona makamaka.
19 Izay tia ady dia tia heloka; Ary izay manao vavahady avo mitady fahasimbana.
O ka mea makemake i ke kipi, oia ka i makemake i ka hakaka; O ka mea hookiekie ae i kona ipuka, imi oia i ka make.
20 Izay madi-po tsy hahita soa; Ary izay manana lela mandainga hivarina any amin’ ny loza.
O ka mea naau kekee, aole i loaa ia ia ka maikai; O ka mea elelo hoopunipuni, e haule oia i ka ino.
21 Izay miteraka adala hahazo alahelo; Ary ny rain’ ny adala tsy ho faly.
O ka mea i hanau mai nana ke keiki lapuwale, he kaumaha kona; Aole e olioli ka makuakane o ke keiki naaupo.
22 Ny fo ravoravo mahasalama tsara; Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.
O ka naau olioli, he laau lapaau ia e hooluolu ana; O ka uhane i hana pepe ia, hoomaloo ia i na iwi.
23 Ny ratsy fanahy mandray kolikoly avy any anaty lamba Ho entiny mamadika ny rariny.
Kaili ae ka mea hewa i ka waiwai kipe, I kona hoohaunaele ana i ka aoao pono.
24 Eo anoloan’ ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny mason’ ny adala dia mibirioka any amin’ ny faran’ ny tany.
Imua i ke alo o ka mea noonoo malaila ka naauao; Aia hoi na maka o ka mea lapuwale, ma na welau o ka honua.
25 Ny zanaka adala mampalahelo ny rainy Sady fahoriana mangidy amin’ ny reniny niteraka azy.
O ke keiki lapuwale, ke kaumaha ia no kona makuakane, He mea awahia hoi i ka mea nana ia i hanau mai.
26 Tsy mety raha mampijaly ny marina, Na mamely ny manan-kaja noho ny fahamarinany.
O ka hoopai hewa i ka mea pono, aole ia he maikai, Aole hoi ke papai aku i na'lii no ka pololei.
27 Izay mahafihim-bava no manam-pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina.
O ka mea ike nui, akahele oia i ka olelo; He uhane noho malie ko ke kanaka naauao.
28 Na ny adala aza, raha tsy miteny, dia atao ho hendry, Ary izay mahafihim-bava dia toa manan-tsaina.
O ka mea naaupo hoi, i kona mumule ana, ua kuhiia oia he naauao; O ka mea pani i kona mau lehelehe hoi, he kanaka ike no ia.

< Ohabolana 17 >